auto save
This commit is contained in:
parent
85043b58f2
commit
d141572012
|
@ -1 +1 @@
|
|||
No zany fôgna kô, no nanambaran'ny fahedren'Andriamanitra hoe: "Hande mpaminagny sy apostoly am'jareo Za, ary zareo hamono s
|
||||
No zany fôgna kô, no nanambaran'ny fahedren'Andriamanitra hoe: "Hande mpaminagny sy apostoly am'jareo Za, ary zareo hamono sy hanejika ny sasagny am'jareo." Ty taranaka ty, zany no tompon'andraikitra amin'ny ràn'reo mpaminagny daôly nilatsaka hatramin'ny naharian'zao tontolo zao, nanomboka teo amin'ny ràn'i Abela ka hatramin'ny ràn'i Zakaria, ze novonoina teo agnelanela
|
Loading…
Reference in New Issue