diff --git a/05/08.txt b/05/08.txt index dd10389..80754fd 100644 --- a/05/08.txt +++ b/05/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 Fa Simona Petera, raha vô natazagna an'zany, de nekoka teo an-tongotr'i Jesosy, ary niteny hoe: "Melà amiko, fa leila mpanota za." \v 9 Fa gaga izy, sy reo ze niaraka taminy, non'ny hagen'ny baraoa ze azon'jareo. \v 10 Tao agnatin'zany Jakoba sy Jaona, zanak'i Zebedio, ze mpiara mias amin'i Simona. Jesosy niteny tamin'i Simona hoe: "Aza matatra, fa manomboka zao de hatôko mpagnarato ôla enao." \v 11 Rafa nentin'jareo taigny an-tanety ny sambokelin'jareo, de namela ny ra daôly zareo ka nagnaraka an'Azy. \ No newline at end of file +\v 8 Fa Simona Petera, raha vô natazagna an'zany, de nekoka teo an-tongotr'i Jesosy, ary niteny hoe: "Melà aminà, fa leila mpanota za." \v 9 Fa gaga izy, sy reo ze niaraka tamin'azy, non'ny hagedan'ny hazandrano ze azon'jareo. \v 10 Tao agnatin'zany Jakoba sy Jaona, zanak'i Zebedio, ze mpiara miasa amin'i Simona. Jesosy nitare tamin'i Simona hoe: "Aza matatra, fa manomboka zao de hatôko mpagnarato ôla enao." \v 11 Rafa nentin'jareo taigny an-tanety ny sambokelin'jareo, de namela ny ra daôly zareo ka nagnaraka an'Azy. \ No newline at end of file