auto save
This commit is contained in:
parent
4692133e76
commit
ccc538c5a7
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Rafa tonga ny fotôna, de nipetraka niaraka tam'reo Apostoly Izy. De nitare tamin-jareo Izy hoe: "Nagniry mafy ny hihinana ty Paska ty miaraka aminareo Za melôhan'ny hijaleko. Fa lazaiko aminareo, tsy hihinana an(ty tsony Za, mandra-patanterak'zany aigny amin'ny fanjakan'Andriamanitra
|
||||
Rafa tonga ny fotôna, de nipetraka niaraka tam'reo Apostoly Izy. De nitare tamin-jareo Izy hoe: "Nagniry mafy ny hihinana ty Paska ty miaraka aminareo Za melôhan'ny hijaleko. Fa lazaiko aminareo, tsy hihinana an(ty tsony Za, mandra-patanterak'zany aigny amin'ny fanjakan'Andriamanitra."
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
De nandray kapôka Jesosy, ary rafa nisaotra Izy, de nagnano hoe: "Raiso ty, ary zarao aminareo. Fa lazaiko aminareo, tsy hisotro ny vokatry ny vôloboka tsony Za, mandra-patongan'ny fanjakan'Andriamanitra."
|
Loading…
Reference in New Issue