auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-29 10:25:22 +03:00 committed by root
parent 53aaf9e82c
commit c3041b52b6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Andron'ny fiomanana tam'zany, ary mbôla nazava ratsy ny Sabata. Reo vevavy, ze niaraka tamin'i Jesosy niala tao Galilia, de nagnaraka avy akao afara ary na
Andron'ny fiomanana tam'zany, ary mbôla nazava ratsy ny Sabata. Reo vevavy, ze niaraka tamin'i Jesosy niala tao Galilia, de nagnaraka avy akao afara ary natazagna fasagna sy ny fomba nametràna ny fatiny. Niverigna zareo, ary nagnomana ra magnitra sy menaka magnitra. Ary tamin'ny Sabata de nitsahatra zareo araka ny didy.