auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-30 18:14:34 +03:00 committed by root
parent e1bd2790a6
commit be76bfdd5d
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo nentin'ny devoly taigny amin'ny tôrana agnambo Jesosy ary nabôgnany an'Azy vetiketika daôly ny fanjakana daôlin'zao tontolo zao. Ny devoly nitare tamin'Azy hoe: "Ameko An'nao ny fahefana daôly sy ny famirapiratana daôly, satria efa namena anà reo, ary ameko ny ôla ze teko amena an'azy. Avy akeo nentin'ny devoly taigny amin'ny tôrana agnambo Jesosy ary nabôgnany an'Azy vetiketika daôly ny fanjakana daôlin'zao tontolo zao. Ny devoly nitare tamin'Azy hoe: "Ameko An'nao ny fahefana daôly sy ny famirapiratana daôly, satria efa namena anà reo, ary ameko ny ôla ze teko amena an'azy. Noho zany, raha menkotra sy manompo anà Anao, de ho lasanao zany."

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Kanefa Jesosy namaly ka nitare an'azy hoe: "Hidera ny Tompo Andriamanitrao