auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-09 14:19:29 +03:00 committed by root
parent 56be6dc7d0
commit b7c89f98a8
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Ra ino ma?" Zareo namaly an'Azy hoe: "Reo ra mikasika an'i Jesosy le Nazarena, ze mpaminagny, nahery t Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Ra ino ma?" Zareo namaly an'Azy hoe: "Reo ra mikasika an'i Jesosy le Nazarena, ze mpaminagny, nahery tamin'ny asa sy ny teny takeo agnatrehan'Andriamanitra sy ny ôla daôly, ary ny fomba nagnoloran'reo lôhan'ny mpisorogna sy reo mpanapakay an'Azy mbô ho melohana ho faty sy ny nanombôana an'Azy takeo amin'ny hazofijaliana.

1
24/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Kanefa zahay nagnantegna fa Izy no le hagnafaka an'Israely. Iôny, ary ankôtran'zany daôly zany, telo andro andro