diff --git a/24/19.txt b/24/19.txt index d6ac642..0f824e8 100644 --- a/24/19.txt +++ b/24/19.txt @@ -1 +1 @@ -Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Ra ino ma?" Zareo namaly an'Azy hoe: "Reo ra mikasika an'i Jesosy le Nazarena, ze mpaminagny, nahery t \ No newline at end of file +Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Ra ino ma?" Zareo namaly an'Azy hoe: "Reo ra mikasika an'i Jesosy le Nazarena, ze mpaminagny, nahery tamin'ny asa sy ny teny takeo agnatrehan'Andriamanitra sy ny ôla daôly, ary ny fomba nagnoloran'reo lôhan'ny mpisorogna sy reo mpanapakay an'Azy mbô ho melohana ho faty sy ny nanombôana an'Azy takeo amin'ny hazofijaliana. \ No newline at end of file diff --git a/24/21.txt b/24/21.txt new file mode 100644 index 0000000..8e5dd1c --- /dev/null +++ b/24/21.txt @@ -0,0 +1 @@ +Kanefa zahay nagnantegna fa Izy no le hagnafaka an'Israely. Iôny, ary ankôtran'zany daôly zany, telo andro andro \ No newline at end of file