From b4692fce268e97c65b0cea91397d54d382dc78c8 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Tue, 26 May 2020 06:42:00 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 11/49.txt | 2 +- 11/52.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 11/52.txt diff --git a/11/49.txt b/11/49.txt index 4742519..174299e 100644 --- a/11/49.txt +++ b/11/49.txt @@ -1 +1 @@ -No zany fôgna kô, no nanambaran'ny fahedren'Andriamanitra hoe: "Hande mpaminagny sy apostoly am'jareo Za, ary zareo hamono sy hanejika ny sasagny am'jareo." Ty taranaka ty, zany no tompon'andraikitra amin'ny ràn'reo mpaminagny daôly nilatsaka hatramin'ny naharian'zao tontolo zao, nanomboka teo amin'ny ràn'i Abela ka hatramin'ny ràn'i Zakaria, ze novonoina teo agnelanelan'ny alitara sy ny fitoerana masina. Eny, lazaiko marina aminareo, fa ty tarak \ No newline at end of file +No zany fôgna kô, no nanambaran'ny fahedren'Andriamanitra hoe: "Hande mpaminagny sy apostoly am'jareo Za, ary zareo hamono sy hanejika ny sasagny am'jareo." Ty taranaka ty, zany no tompon'andraikitra amin'ny ràn'reo mpaminagny daôly nilatsaka hatramin'ny naharian'zao tontolo zao, nanomboka teo amin'ny ràn'i Abela ka hatramin'ny ràn'i Zakaria, ze novonoina teo agnelanelan'ny alitara sy ny fitoerana masina. Eny, lazaiko marina aminareo, fa ty taranaka ty no ho tompon'antoka. \ No newline at end of file diff --git a/11/52.txt b/11/52.txt new file mode 100644 index 0000000..fc36bdf --- /dev/null +++ b/11/52.txt @@ -0,0 +1 @@ +Loza ho an'nareo ry mpampianatra ny lalàn'ny Jiosy, satria nalainareo ny lakilen'ny fahalalana; tsy miditra akao ny tegnanareo, ary sakanan \ No newline at end of file