auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-09 11:06:45 +03:00 committed by root
parent 65b87c0a28
commit b252617cca
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary vahôka betsaka no nande niaraka tamin'azy, ary nitodika Izy ary nitare tamin-ja
Ary vahôka betsaka no nande niaraka tamin'azy, ary nitodika Izy ary nitare tamin-jareo hoe: "Raha misy aminareo manantona Anà ary tsy mankahala ny rainy, ny reniny, ny vadiny, ny zanany, reo rahalahiny sy reo rahavaviny, ary na ny fiainany aza, de tsy afaka ny ho mpianatro izy. N'iza n'iza tsy milanja ny hazofijaliany ary manaraka Anà de tsy afaka ny ho mpianatro.

1
14/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa iza aminareo, ze magniry ny hanangana