auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-09 14:19:29 +03:00 committed by root
parent 09d8873705
commit b162845b33
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nefa kô, ny vevavy sasagny tamin'ny namanay de navarena an'nay, ze taigny amin'ny fasagna vô ampalakeka. Rafa tsy nahita ny vatany zareo, de avy, nitare fa zareo kô de nahita fahitana anjely ze nilaza fa velona Izy. Ny leila sasagny ze niaraka taminay de nan
Nefa kô, ny vevavy sasagny tamin'ny namanay de navarena an'nay, ze taigny amin'ny fasagna vô ampalakeka. Rafa tsy nahita ny vatany zareo, de avy, nitare fa zareo kô de nahita fahitana anjely ze nilaza fa velona Izy. Ny leila sasagny ze niaraka taminay de nande taigny amin'ny fasagna, ary nahita zany araka ze vôlazan'reo vevavy. Saingy tsy nahita an'Azy zareo."

1
24/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Ry leila adala sy votsa saigna