diff --git a/08/54.txt b/08/54.txt index dbd3490..d30f531 100644 --- a/08/54.txt +++ b/08/54.txt @@ -1 +1 @@ -Fa noraisiny tamin'ny tagnana izy ka nagnantso mafy, nitare hoe: "Anaka, mitsangàna!" Ary niverina ny fanahiny, ka niharina avy hatraigny \ No newline at end of file +Fa noraisiny tamin'ny tagnana izy ka nagnantso mafy, nitare hoe: "Anaka, mitsangàna!" Ary niverina ny fanahiny, ka niharina avy hatraigny izy. Ary nibaiko an-jareo Izy mbô hagnome ahanina ho an'azy. Ary gaga ny Ray aman-dreniny, fa Izy kosa nandrara an-jareo mbô tsy hilaza na amin'iza n'iza \ No newline at end of file