From a7723db15ff9f2f0b86603d56d509e298453b3f1 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Sun, 17 May 2020 18:20:24 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 02/39.txt | 2 +- 02/41.txt | 2 +- 02/45.txt | 2 +- 02/48.txt | 2 +- 07/title.txt | 1 + 09/01.txt | 2 +- 09/43.txt | 2 +- 09/46.txt | 2 +- 09/49.txt | 2 +- manifest.json | 2 +- 10 files changed, 10 insertions(+), 9 deletions(-) create mode 100644 07/title.txt diff --git a/02/39.txt b/02/39.txt index c536499..faed944 100644 --- a/02/39.txt +++ b/02/39.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa navita ny ra daôly nasaina nataony araka ny lalàn'ny Tompo zareo, de niverina taigny Galilia, aigny amin'ny tanànan-jareo aigny Nazareta. Negeda ny zaza ary nenatanjaka, nitombo fahendrena, ary ny fahasoavan'Andriamanitra de takao amin'Azy. \ No newline at end of file +\v 39 \v 40 Rafa navita ny ra daôly nasaina nataony araka ny lalàn'ny Tompo zareo, de niverina taigny Galilia, aigny amin'ny tanànan-jareo aigny Nazareta. Negeda ny zaza ary nenatanjaka, nitombo fahendrena, ary ny fahasoavan'Andriamanitra de takao amin'Azy. \ No newline at end of file diff --git a/02/41.txt b/02/41.txt index 682a773..0d774fa 100644 --- a/02/41.txt +++ b/02/41.txt @@ -1 +1 @@ -Ny ray aman-dreniny de nankaigny Jerosalema isan-taona hamonjy ny Firavoravoan'ny Paska. Rafa rombefolo taona Izy, de nande nankaigny araka ny fomba fanao amin'ny fety ndre zareo. Ary rafa avy nipetraka taigny nandritry ny andron'ny fety manontolo zareo, de nanomboka niverina nody zareo. Fa Jesosy zazalahy nijagnona taigny Jerosalema nefa tsy fantatry ny ray aman-dreniny zany. Nataon-jareo fa niaraka tamin'ôna niara-de tamin-jareo Izy, de nande nandritry ny andro ray manontolo zareo. ary avekeo de nagnomboka nikaraka an'Azy taigny am'reo havany sy reo namany zareo. \ No newline at end of file +\v 41 \v 42 \v 43 \v 44 Ny ray aman-dreniny de nankaigny Jerosalema isan-taona hamonjy ny Firavoravoan'ny Paska. Rafa rombefolo taona Izy, de nande nankaigny araka ny fomba fanao amin'ny fety ndre zareo. Ary rafa avy nipetraka taigny nandritry ny andron'ny fety manontolo zareo, de nanomboka niverina nody zareo. Fa Jesosy zazalahy nijagnona taigny Jerosalema nefa tsy fantatry ny ray aman-dreniny zany. Nataon-jareo fa niaraka tamin'ôna niara-de tamin-jareo Izy, de nande nandritry ny andro ray manontolo zareo. ary avekeo de nagnomboka nikaraka an'Azy taigny am'reo havany sy reo namany zareo. \ No newline at end of file diff --git a/02/45.txt b/02/45.txt index cfabfb9..7485fdc 100644 --- a/02/45.txt +++ b/02/45.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa tsy hitan-jareo Izy, de niverina taigny Jerosalema zareo ka nagnomboka nikaraka an'Azy taigny. Nony afaka telo andro, de tazagn-jareo takao an-tempoly Izy, nipetraka takeo ampovôn'reo mpampianatra, nihaino an-jareo sy nametraka fagnontanena tamin-jareo. Ze daôly naregny an'Azy de gaga tamin'ny fahalalany sy reo valinteniny. \ No newline at end of file +\v 45 \v 46 \v 47 Rafa tsy hitan-jareo Izy, de niverina taigny Jerosalema zareo ka nagnomboka nikaraka an'Azy taigny. Nony afaka telo andro, de tazagn-jareo takao an-tempoly Izy, nipetraka takeo ampovôn'reo mpampianatra, nihaino an-jareo sy nametraka fagnontanena tamin-jareo. Ze daôly naregny an'Azy de gaga tamin'ny fahalalany sy reo valinteniny. \ No newline at end of file diff --git a/02/48.txt b/02/48.txt index 985e278..ffc46f5 100644 --- a/02/48.txt +++ b/02/48.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa natazagna an'Azy zareo, de gaga. Ny reniny nikoragna tamin'Azy hoe: "Zanako, magnino anao no nagnano ôtran'zao an'nay? Tandrigneso, za sy ny rainao nikaraka an'nao tamina tebiteby." Izy nitare tamin-jareo hoe: "Magnino ma anareo no mikaraka Anà? Tsy fantatrareo ma fa tsy maintsy ho akao an-dragnoon'ny Raiko Za?" Fa tsy azon-jareo ze teny holazaina tam'zany teny zany. \ No newline at end of file +\v 48 \v 49 \v 50 Rafa natazagna an'Azy zareo, de gaga. Ny reniny nikoragna tamin'Azy hoe: "Zanako, magnino anao no nagnano ôtran'zao an'nay? Tandrigneso, za sy ny rainao nikaraka an'nao tamina tebiteby." Izy nitare tamin-jareo hoe: "Magnino ma anareo no mikaraka Anà? Tsy fantatrareo ma fa tsy maintsy ho akao an-dragnoon'ny Raiko Za?" Fa tsy azon-jareo ze teny holazaina tam'zany teny zany. \ No newline at end of file diff --git a/07/title.txt b/07/title.txt new file mode 100644 index 0000000..11f36a5 --- /dev/null +++ b/07/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +TOKO 7 \ No newline at end of file diff --git a/09/01.txt b/09/01.txt index 7899eb8..1e30607 100644 --- a/09/01.txt +++ b/09/01.txt @@ -1 +1 @@ -Nagnantso reo roa ambin'ny folo lahy Izy ary nagnome an-jareo ny hery sy faefana am'reo demonia daôly ary hagnasitrana reo aretina. Nalefan-jareo hitory ny Fanjakan'Andriamanitra sy hagnasitrana ny marary. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Nagnantso reo roa ambin'ny folo lahy Izy ary nagnome an-jareo ny hery sy faefana am'reo demonia daôly ary hagnasitrana reo aretina. Nalefan-jareo hitory ny Fanjakan'Andriamanitra sy hagnasitrana ny marary. \ No newline at end of file diff --git a/09/43.txt b/09/43.txt index f3eab5b..9572dc4 100644 --- a/09/43.txt +++ b/09/43.txt @@ -1 +1 @@ -Ary avekeo de gaga avokoa izy daôly natazagna ny haleben'Andriamanitra. Raha fafa tamin'ny ra daôly nataony iny zareo, de ozy tamin'ny mpianany hoe: "Avelao reto teny reto ho tonga lalina akao an-tsofignareo: 'Ny Zanak'Ôla de havadika akeo an-tagnan'ôla." Fa tsy azon-jareo zany fagnambarana zany. Zany de nafenina tamin-jareo noho zany de tsy azon-jareo ny dikan'zany, ary mbôla natatra zareo ny hagnontany ny momba zany fagnambarana zany. \ No newline at end of file +\v 43 \v 44 \v 45 Ary avekeo de gaga avokoa izy daôly natazagna ny haleben'Andriamanitra. Raha fafa tamin'ny ra daôly nataony iny zareo, de ozy tamin'ny mpianany hoe: "Avelao reto teny reto ho tonga lalina akao an-tsofignareo: 'Ny Zanak'Ôla de havadika akeo an-tagnan'ôla." Fa tsy azon-jareo zany fagnambarana zany. Zany de nafenina tamin-jareo noho zany de tsy azon-jareo ny dikan'zany, ary mbôla natatra zareo ny hagnontany ny momba zany fagnambarana zany. \ No newline at end of file diff --git a/09/46.txt b/09/46.txt index 75142fe..9acba75 100644 --- a/09/46.txt +++ b/09/46.txt @@ -1 +1 @@ -Avy akeo de nisy fifandirana nanomboka takeo amin-jareo ny am'zay ho geda ndrindra amin-jareo. Fa Jesosy, nafantatra ny fihevitra takao am-pon-jareo, de niaka zazakely raika ka napetrany takeo agnilany, arynitare tamin-jareo hoe: "Fa na iza mandray ty zaza ty amin'ny agnarako, de mandray Anà; ary n'iza n'iza mandray Anà, de mandray le Raika ze nagniraka Anà. Fa ze kely ndrindra aminareo daôly no geda." \ No newline at end of file +\v 46 \v 47 \v 48 Avy akeo de nisy fifandirana nanomboka takeo amin-jareo ny am'zay ho geda ndrindra amin-jareo. Fa Jesosy, nafantatra ny fihevitra takao am-pon-jareo, de niaka zazakely raika ka napetrany takeo agnilany, arynitare tamin-jareo hoe: "Fa na iza mandray ty zaza ty amin'ny agnarako, de mandray Anà; ary n'iza n'iza mandray Anà, de mandray le Raika ze nagniraka Anà. Fa ze kely ndrindra aminareo daôly no geda." \ No newline at end of file diff --git a/09/49.txt b/09/49.txt index ab072bf..eae710d 100644 --- a/09/49.txt +++ b/09/49.txt @@ -1 +1 @@ -Jaona namaly hoe: "Tompo ô, nahitan ôla zahay nagnala demonia tamin'ny agnaranao de nosakananay izy, satria izy tsy magnara-dé miaraka aminay." "Aza raràna izy," ozy Jesosy, "satria tsy magnohitra an'nareo de momba an'nareo." \ No newline at end of file +\v 49 \v 50 Jaona namaly hoe: "Tompo ô, nahitan ôla zahay nagnala demonia tamin'ny agnaranao de nosakananay izy, satria izy tsy magnara-dé miaraka aminay." "Aza raràna izy," ozy Jesosy, "satria tsy magnohitra an'nareo de momba an'nareo." \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 555ffb0..8fead4d 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -1 +1 @@ -{"project":{"id":"luk","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":181},"package_version":7,"target_language":{"name":"Sihanaka","direction":"ltr","anglicized_name":"Alumu-Tesu","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-sihanaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["MAD012"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["04-title","09-title","14-title","19-title","19-01","24-title","04-01","04-03","04-05","02-title","02-51"]} \ No newline at end of file +{"project":{"id":"luk","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":181},"package_version":7,"target_language":{"name":"Sihanaka","direction":"ltr","anglicized_name":"Alumu-Tesu","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-sihanaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["MAD012"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["04-title","09-title","14-title","19-title","19-01","24-title","04-01","04-03","04-05","02-title","02-51","07-title"]} \ No newline at end of file