From a7188457acb587aaf3ce9428ddfbf2eb9a264c2b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 14:42:48 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 01/39.txt | 2 +- 01/42.txt | 2 +- 01/46.txt | 2 +- 01/48.txt | 2 +- 01/50.txt | 2 +- 01/52.txt | 2 +- 01/54.txt | 2 +- 01/59.txt | 2 +- 01/62.txt | 2 +- 9 files changed, 9 insertions(+), 9 deletions(-) diff --git a/01/39.txt b/01/39.txt index c273a35..9bea95b 100644 --- a/01/39.txt +++ b/01/39.txt @@ -1 +1 @@ -\v 39 \v 41 Ary tam'zany andro zany i Maria de nandeha malaky nankaigny amin'ny tany ambony, aigny amin'ny tanànan'i Jodia.\v 40 Nankaigny amin'ny tranon'i Zakaria izy ary nerahaba an'i Elizabeta. Ary nony nareigny ny feraban'i Maria i Elizabeta, de nikofoka ny zaza takoa an-kibony, ary feno ny Fanahy Masina Elizabeta. \ No newline at end of file +\v 39 Ary tam'zany andro zany i Maria de nandeha malaky nankaigny amin'ny tany ambony, aigny amin'ny tanànan'i Jodia.\v 40 Nankaigny amin'ny tranon'i Zakaria izy ary nerahaba an'i Elizabeta. \v 41 Ary nony nareigny ny feraban'i Maria i Elizabeta, de nikofoka ny zaza takoa an-kibony, ary feno ny Fanahy Masina Elizabeta. \ No newline at end of file diff --git a/01/42.txt b/01/42.txt index 32451a3..ca388eb 100644 --- a/01/42.txt +++ b/01/42.txt @@ -1 +1 @@ -\v 42 \v 43 \v 44 \v 45 Nikika mafy nagnano hoe: "Nosoavina nony vevavy daôly enao, ary nosoavina ny nateraky ny kibonao. Nagnino zany no mitranga aminà fa le renin'ny Tompo no tonga hagnatona anà? Fa io, rafa tonga teo an-tsofiko ny ferabanao, de nentan-kafalena ny zaza akato an-kiboko. Sambata izy zany nino fa ho tanteraka re ra ze nolazain'ny Tompo tamin'azy." \ No newline at end of file +\v 42 Nikika mafy nagnano hoe: "Nosoavina nony vevavy daôly enao, ary nosoavina ny nateraky ny kibonao. \v 43 Nagnino zany no mitranga aminà fa le renin'ny Tompo no tonga hagnatona anà? \v 44 Fa io, rafa tonga teo an-tsofiko ny ferabanao, de nentan-kafalena ny zaza akato an-kiboko. \v 45 Sambata izy zany nino fa ho tanteraka re ra ze nolazain'ny Tompo tamin'azy." \ No newline at end of file diff --git a/01/46.txt b/01/46.txt index 1240a49..4ad54b9 100644 --- a/01/46.txt +++ b/01/46.txt @@ -1 +1 @@ -\v 46 \v 47 Ozy i Maria: "Midera ny Tompo ny fagnako, ar ny fagnako nifaly takao amin'Andraimanitra mpamonjiko. \ No newline at end of file +\v 46 Ozy i Maria: "Midera ny Tompo ny fagnako, \v 47 ar ny fagnako nifaly takao amin'Andraimanitra mpamonjiko. \ No newline at end of file diff --git a/01/48.txt b/01/48.txt index d766736..87ccef8 100644 --- a/01/48.txt +++ b/01/48.txt @@ -1 +1 @@ -Fa nijeray ny fantran'ny mpanompo vaviny Izy. Ary io fa manomboka zao ny taranaka daôly hiantso anà hoe sambatra. Satria nagnano ra geda be taminà le mahefa ny ra daôly, ary masina ny agnarany. \ No newline at end of file +\v 48 Fa nijeray ny fantran'ny mpanompo vaviny Izy. Ary io fa manomboka zao ny taranaka daôly hiantso anà hoe sambatra. \v 49 Satria nagnano ra geda be taminà le mahefa ny ra daôly, ary masina ny agnarany. \ No newline at end of file diff --git a/01/50.txt b/01/50.txt index f8430a7..ead985e 100644 --- a/01/50.txt +++ b/01/50.txt @@ -1 +1 @@ -Fa maharitra ho an'ny taranaka faramandimby ze matatra an'Azy ny famindram-pony. Nampibôgna ny heriny tamin'ny sandriny izy; ary nanaparitaka reo ze nirehareha tamin'ny eritreritry ny fon'jareo. \ No newline at end of file +\v 50 Fa maharitra ho an'ny taranaka faramandimby ze matatra an'Azy ny famindram-pony. \v 51 Nampibôgna ny heriny tamin'ny sandriny izy; ary nanaparitaka reo ze nirehareha tamin'ny eritreritry ny fon'jareo. \ No newline at end of file diff --git a/01/52.txt b/01/52.txt index 50b6561..db3ed1c 100644 --- a/01/52.txt +++ b/01/52.txt @@ -1 +1 @@ -Naongany tamin'ny seza fendrianany ny zanaka lahin'ny mpanjak ary reo ambany nasandrany. Natôgny voky zava-tsoa reo nôgna, fa ny mpanan-karena natao tsy nagnana na ino na ino. \ No newline at end of file +\v 52 Naongany tamin'ny seza fendrianany ny zanaka lahin'ny mpanjak ary reo ambany nasandrany. \v 53 Natôgny voky zava-tsoa reo nôgna, fa ny mpanan-karena natao tsy nagnana na ino na ino. \ No newline at end of file diff --git a/01/54.txt b/01/54.txt index 093fb46..3519df7 100644 --- a/01/54.txt +++ b/01/54.txt @@ -1 +1 @@ -\v 54 \v 55 Nagnome fanampiana an'Israely mpanompony Izy, mba hatserovany haneho famindram-po (araka ny nolazainy tam'reo raintsika) tamin'i Abrahama sy ny taranany mandrakizay." \ No newline at end of file +\v 54 Nagnome fanampiana an'Israely mpanompony Izy, mba hatserovany haneho famindram-po \v 55 (araka ny nolazainy tam'reo raintsika) tamin'i Abrahama sy ny taranany mandrakizay." \ No newline at end of file diff --git a/01/59.txt b/01/59.txt index 4f58405..d70a1f8 100644 --- a/01/59.txt +++ b/01/59.txt @@ -1 +1 @@ -Ary tamin'ny andro fahavalo de tonga hamora ny zaza zareo. Saika ho antsovin'jareo hoe "Zakaria," araka ny agnaran-drainy izy. Fa ny reniny kosany namaly ary niteny hoe: "Tsia" Jaona no hentsovana an'azy." Ary ozy reo tamin'azy. "Tsisy agnarana akao amin'ny havanao ne zany e." \ No newline at end of file +\v 59 \v 60 \v 61 Ary tamin'ny andro fahavalo de tonga hamora ny zaza zareo. Saika ho antsovin'jareo hoe "Zakaria," araka ny agnaran-drainy izy. Fa ny reniny kosany namaly ary niteny hoe: "Tsia" Jaona no hentsovana an'azy." Ary ozy reo tamin'azy. "Tsisy agnarana akao amin'ny havanao ne zany e." \ No newline at end of file diff --git a/01/62.txt b/01/62.txt index 7b5be15..d660640 100644 --- a/01/62.txt +++ b/01/62.txt @@ -1 +1 @@ -Nagnano baiko môgna tamin'ny rainy izy reo ny amin'ny tianay hatao agnarany. Nangataka solaitra fagnoratana ny rainy ary nanoratra hoe: "Jaoan no agnarany." Ary de gaga tamin'zany izy daôly. \ No newline at end of file +\v 62 \v 63 Nagnano baiko môgna tamin'ny rainy izy reo ny amin'ny tianay hatao agnarany. Nangataka solaitra fagnoratana ny rainy ary nanoratra hoe: "Jaoan no agnarany." Ary de gaga tamin'zany izy daôly. \ No newline at end of file