auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-28 17:17:52 +03:00 committed by root
parent a9f1014d97
commit a5e044843e
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avekeo Izy nilaza fagnoharana tamin-jareo ny momba ny tokony hivavahan-jareo mandrakariva, ary tsy ho kivy, nitare hoe: "Takao amin'ny tanàna raika de nisy mpitsara ze tsy natatra an'Andriamanitra ary tsy nagnaja ôla.
\v 1 \v 2 Avekeo Izy nilaza fagnoharana tamin-jareo ny momba ny tokony hivavahan-jareo mandrakariva, ary tsy ho kivy, nitare hoe: "Takao amin'ny tanàna raika de nisy mpitsara ze tsy natatra an'Andriamanitra ary tsy nagnaja ôla.

View File

@ -1 +1 @@
Ary nisy mpitondra-tegna raika takao amin'io tanàna io, ary izy nankaigny amin'azy matetika, nitare hoe: 'Ampio za mbô ahazoko rariny magnolôna ny favaloko.' F'efa hatramin'ny ela izy no tsy vognona ny hagnampy an'azy, fa tafarakelin'zanyde nitare tamin'ny tegnany izy hoe: 'Na de tsy matatra an'Andriamanitra aza za na tsy manaja ôla, fa kô satria manahirana anà ty mpitondra-tegna ty, de hagnampy an'azy za mbô ahazoany rariny, mbô tsy handreraka anà nohon'ny fivezivezeny lava aty tsony izy.'"
\v 3 \v 4 \v 5 Ary nisy mpitondra-tegna raika takao amin'io tanàna io, ary izy nankaigny amin'azy matetika, nitare hoe: 'Ampio za mbô ahazoko rariny magnolôna ny favaloko.' F'efa hatramin'ny ela izy no tsy vognona ny hagnampy an'azy, fa tafarakelin'zanyde nitare tamin'ny tegnany izy hoe: 'Na de tsy matatra an'Andriamanitra aza za na tsy manaja ôla, fa kô satria manahirana anà ty mpitondra-tegna ty, de hagnampy an'azy za mbô ahazoany rariny, mbô tsy handreraka anà nohon'ny fivezivezeny lava aty tsony izy.'"