diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index f9d40b3..e587bdc 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -Ary tam'zany andro zany, de nandefa didy mibaiko ze mibaiko ny hagnisana ny ôla daôly miaigna aketo am'zao tontolo zao Aogosto Kaisara. Zany no fanisam-bahôka natao vôlôny tamin'i Kyrenio no mpanapaka taigny Sysia. Noho zany ny ôla daôly de nankaigny amin'ny tanàna neviny avy mbô hisoratra agnarana ho an'ny fanisam-bahôka. \ No newline at end of file +\v 1 Ary tam'zany andro zany, de nandefa didy ze mibaiko ny hagnisana ny ôla daôly miaigna aketo am'zao tontolo zao Aogosto Kaisara. \v 2 Zany no fagnisam-bahôka natao vôlôny tamin'i Kyrenio no mpanapaka taigny Syria. \v 3 Noho zany ny ôla daôly de nankaigny amin'ny tanàna niaveny avy mbô hisoratra agnarana ho an'ny fanisam-bahôka. \ No newline at end of file diff --git a/02/04.txt b/02/04.txt index 62d723a..8207c3a 100644 --- a/02/04.txt +++ b/02/04.txt @@ -1 +1 @@ -De nande niakatra avy taigny Galilia kô Josefa, avy taigny an-tanànan'ny Nazareta, ho aigny Jodia, tanànan'i David ze antsovina hoe Betlehema, satria izy avy amin'ny tragno sy fianakaven'i Davida. Nande taigny izy mbô hisoratra agnarana niaraka tamin'i Maria, ze fofom-badiny ary bevoka. \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 De nande niakatra avy taigny Galilia kô Josefa, avy taigny an-tanànan'ny Nazareta, ho aigny Jodia, tanànan'i David ze antsovina hoe Betlehema, satria izy avy amin'ny tragno sy fianakaven'i Davida. Nande taigny izy mbô hisoratra agnarana niaraka tamin'i Maria, ze fofom-badiny ary bevoka. \ No newline at end of file diff --git a/02/06.txt b/02/06.txt index c5e0ca5..5786880 100644 --- a/02/06.txt +++ b/02/06.txt @@ -1 +1 @@ -Raha mbôla taigny zareo, de tonga ny fotôna hitirany ny zanagny. Niteraka zaza lahy izy, zanagny vôlôny, ary izy nampitafy lamban-jaza an'Azy sy nampandry an'Azy takeo amin'ny fihinanam-bilogna, satria tsisy tôrana ho an-jareo takao amin'ny hotely. \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 Raha mbôla taigny zareo, de tonga ny fotôna hitirany ny zanagny. Niteraka zaza lahy izy, zanagny vôlôny, ary izy nampitafy lamban-jaza an'Azy sy nampandry an'Azy takeo amin'ny fihinanam-bilogna, satria tsisy tôrana ho an-jareo takao amin'ny hotely. \ No newline at end of file diff --git a/02/08.txt b/02/08.txt index 610f784..8fb478f 100644 --- a/02/08.txt +++ b/02/08.txt @@ -1 +1 @@ -Nisy mpiambin'ondry tam'zany faritra zany ze nijanona taigny an-tsaha, niambina ny andian'ondriny tamin'ny alina. Nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tamin-jareo, ary ny voninahitry ny Tompo namirapiratra magnodidigna an'azy, ary raiki-tatra zareo. \ No newline at end of file +\v 8 \v 9 Nisy mpiambin'ondry tam'zany faritra zany ze nijanona taigny an-tsaha, niambina ny andian'ondriny tamin'ny alina. Nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tamin-jareo, ary ny voninahitry ny Tompo namirapiratra magnodidigna an'azy, ary raiki-tatra zareo. \ No newline at end of file diff --git a/02/10.txt b/02/10.txt index 907cb62..435eafb 100644 --- a/02/10.txt +++ b/02/10.txt @@ -1 +1 @@ -De nitare tamin-jareo ny anjely nagnano hoe: "Aza matatra, fa hitondra vaovao tsara ze hitondra hafalena gedabe ho an'ny ôla daôly za. Gniany de nisy mpagnavotra ze teraka ho an'nareo aigny an-tanànan'i Davida! Izy no Kristy Tompo! Zao no famantarana ze amena an'nareo: Hatazagna zazakely mitafy lamban-jaza ary mandry akeo amin'ny fihinanam-bilona anareo." \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 \v 12 De nitare tamin-jareo ny anjely nagnano hoe: "Aza matatra, fa hitondra vaovao tsara ze hitondra hafalena gedabe ho an'ny ôla daôly za. Gniany de nisy mpagnavotra ze teraka ho an'nareo aigny an-tanànan'i Davida! Izy no Kristy Tompo! Zao no famantarana ze amena an'nareo: Hatazagna zazakely mitafy lamban-jaza ary mandry akeo amin'ny fihinanam-bilona anareo." \ No newline at end of file diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index 0cf4565..ea075bb 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -Tampoka takeo niaraka tam'le anjely, de nisy tafiky ny lagnitra lehibe nidera an'Andriamanitra nagnano hoe: "Voninatra ho an'Andriamanitra aigny amin'ny avo ndrindra, ary hisy fiadanana anie aketo an-tany akeo amin'ny ôla ze ankasitrany." \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 Tampoka takeo niaraka tam'le anjely, de nisy tafiky ny lagnitra lehibe nidera an'Andriamanitra nagnano hoe: "Voninatra ho an'Andriamanitra aigny amin'ny avo ndrindra, ary hisy fiadanana anie aketo an-tany akeo amin'ny ôla ze ankasitrany." \ No newline at end of file diff --git a/02/15.txt b/02/15.txt index d2bb44f..3eaf469 100644 --- a/02/15.txt +++ b/02/15.txt @@ -1 +1 @@ -Ary rafa niala takeo amin-jareo nankaigny an-dagnitra reo anjely, ny mpiandry ondry nikoragna hoe: "Andao tsikana zao ho akaigny Betlehema, ary hikaraka zany ra nitranga zany, ze nampahafantarin'ny Tompo antsikana zany." Nande malaky taigny zareo ary natazagna an'i Maria sy Josefa, ary natazagna zazakely nandry takeo amin'ny fihinanam-bilona. \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 Ary rafa niala takeo amin-jareo nankaigny an-dagnitra reo anjely, ny mpiandry ondry nikoragna hoe: "Andao tsikana zao ho akaigny Betlehema, ary hikaraka zany ra nitranga zany, ze nampahafantarin'ny Tompo antsikana zany." Nande malaky taigny zareo ary natazagna an'i Maria sy Josefa, ary natazagna zazakely nandry takeo amin'ny fihinanam-bilona. \ No newline at end of file diff --git a/02/36.txt b/02/36.txt index 31053d5..e39e016 100644 --- a/02/36.txt +++ b/02/36.txt @@ -1 +1 @@ -Nisy mpaminagny vavy raika antsôvina hoe Ana takeo. Zanakavavin'i Fanoela avy amin'ny foko Asera izy. Tegna antotra izy. Nipetraka niaraka tamin'ny vadiny fito taona tafaran'ny nahavirijiny an'azy izy, ary nampitondra tegna nandritry ny efatra ambefolo taona. Tsisy niala ny tempoly mitsy izy fa nanompo tamin'ny fifadian-kanina sy vavaka, magnalin'andro. Tam'zany ora zany ndrindra de nagnatona ankeiky an-jareo izy ary nagnomboka nagnome fisaoraka an'Andriamanitra sy nilaza ny momba an'le zaza tamin'ôla daôly ze niandry ny fagnavotana an'i Jerosalema. \ No newline at end of file +\v 36 \v 37 \v 38 Nisy mpaminagny vavy raika antsôvina hoe Ana takeo. Zanakavavin'i Fanoela avy amin'ny foko Asera izy. Tegna antotra izy. Nipetraka niaraka tamin'ny vadiny fito taona tafaran'ny nahavirijiny an'azy izy, ary nampitondra tegna nandritry ny efatra ambefolo taona. Tsisy niala ny tempoly mitsy izy fa nanompo tamin'ny fifadian-kanina sy vavaka, magnalin'andro. Tam'zany ora zany ndrindra de nagnatona ankeiky an-jareo izy ary nagnomboka nagnome fisaoraka an'Andriamanitra sy nilaza ny momba an'le zaza tamin'ôla daôly ze niandry ny fagnavotana an'i Jerosalema. \ No newline at end of file