auto save
This commit is contained in:
parent
d7c1230c16
commit
9e9e621225
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Avy akeo le mpitan-draraha nagnantso ny tsiraikaraika tam'reo mpitrosan'ny tompony, ary de nagnontany le vôlôny izy hoe: 'Ôtrinina ny anagnan'ny tompo aigny aminao?" Niteny izy hoe: "Menaka oliva zato litatra." Niteny tamin'azy izy hoe: "Raiso ny taratasina, mipetra malaky, ary dimampolo soratana." Ary avy akeo le mpitantana niteny tamin'ny raika hoe: "ˆ
|
Avy akeo le mpitan-draraha nagnantso ny tsiraikaraika tam'reo mpitrosan'ny tompony, ary de nagnontany le vôlôny izy hoe: 'Ôtrinina ny anagnan'ny tompo aigny aminao?" Niteny izy hoe: "Menaka oliva zato litatra." Niteny tamin'azy izy hoe: "Raiso ny taratasina, mipetra malaky, ary dimampolo soratana." Ary avy akeo le mpitantana niteny tamin'ny raika hoe: "Ôtrinina ny trosanao?" Niteny izy hoe: 'Vary zato famarana.' Niteny tamin'azy izy hoe: "Raiso ny taratasinao, ary sorato hoe valopolo."
|
Loading…
Reference in New Issue