auto save
This commit is contained in:
parent
0796fca477
commit
9bb25bfbc4
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 3 \v 4 \v 5 Ary nisy mpitondra-tegna raika takao amin'io tanàna io, ary izy nankaigny amin'azy matetika, nitare hoe: 'Ampio za mbô ahazoko rariny magnolôna ny favaloko.' F'efa hatramin'ny ela izy no tsy vognona ny hagnampy an'azy, fa tafarakelin'zanyde nitare tamin'ny tegnany izy hoe: 'Na de tsy matatra an'Andriamanitra aza za na tsy manaja ôla, fa kô satria manahirana anà ty mpitondra-tegna ty, de hagnampy an'azy za mbô ahazoany rariny, mbô tsy handreraka anà nohon'ny fivezivezeny lava aty tsony izy.'"
|
||||
\v 3 Ary nisy mpitondra-tegna raika takao amin'io tanàna io, ary izy nankaigny amin'azy matetika, nitare hoe: 'Ampio za mbô ahazoko rariny magnolôna ny favaloko.' \v 4 F'efa hatramin'ny ela izy no tsy vognona ny hagnampy an'azy, fa tafarakelin'zanyde nitare tamin'ny tegnany izy hoe: 'Na de tsy matatra an'Andriamanitra aza za na tsy manaja ôla, \v 5 fa kô satria manahirana anà ty mpitondra-tegna ty, de hagnampy an'azy za mbô ahazoany rariny, mbô tsy handreraka anà nohon'ny fivezivezeny lava aty tsony izy.'"
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 6 \v 7 \v 8 Avekeo itare ny Tompo hoe: "Rigneso ze ambaran'le mpitsara tsy marina. Ary tsy hitondra rariny ho an'ze vôfidiny ze magnantso mafy an'Azy magnalin'andro kô ma Andriamanitra? Hangatak'andro lava amin-jareo ma Izy? Lazaiko aminareo fa hitondra rariny malaky amin-jareo izy. Ôtran'zany kô, rafa tonga ny Zanak'Ôla, hahita finoana ety an-tany tokoa ma Izy?"
|
||||
\v 6 Avekeo itare ny Tompo hoe: "Rigneso ze ambaran'le mpitsara tsy marina. \v 7 Ary tsy hitondra rariny ho an'ze vôfidiny ze magnantso mafy an'Azy magnalin'andro kô ma Andriamanitra? Hangatak'andro lava amin-jareo ma Izy? \v 8 Lazaiko aminareo fa hitondra rariny malaky amin-jareo izy. Ôtran'zany kô, rafa tonga ny Zanak'Ôla, hahita finoana ety an-tany tokoa ma Izy?"
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avekeo kô Izy nilaza an'zao fagnoharana zao tamin'ny sasagny ze nahatoky ny tegnan-jareo fa hoe marina sy magnevateva an'reo ôla hafa: 'Niso roa lahy niakatra takao an-tempoly mbô hivavaka - ny raika de Fariseo ary ny raika hafa de mpamory hetra."
|
||||
\v 9 Avekeo kô Izy nilaza an'zao fagnoharana zao tamin'ny sasagny ze nahatoky ny tegnan-jareo fa hoe marina sy magnevateva an'reo ôla hafa: \v 10 'Nisy rô lahy niakatra takao an-tempoly mbô hivavaka - ny raika de Fariseo ary ny raika hafa de mpamory hetra."
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Le Fariseo nitsangana ary nivavaka an'reto ra momban'ny tegnany reto hoe: 'Andriamanitra ô, misaotra An'nao za fa tsy mitovy amin'ôla hafa - mpangalatra, ôla tsy marina, mpijangajanga - na salan'ty mpamory hetra ty aza. Mifady ahanina indroa isan-kerinandro za. Magnome ny ampafolon'ze azoko daôly za.'
|
||||
\v 11 \v 12 Le Fariseo nitsangana ary nivavaka an'reto ra momban'ny tegnany reto hoe: 'Andriamanitra ô, misaotra An'nao za fa tsy mitovy amin'ôla hafa - mpangalatra, ôla tsy marina, mpijangajanga - na salan'ty mpamory hetra ty aza. Mifady ahanina indroa isan-kerinandro za. Magnome ny ampafolon'ze azoko daôly za.'
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa le mpamory hetra, nitsangana taigny alavitra, tsy nety nanandratra ny masony taigy amin'ny lagnitra akory, fa niteha-tratra, nitare hoe: 'Andriamanitra ô, mamindrà fo aminà, mpagnota.' Milaza aminareo Za, io leila io de niverigna nidigna taigny an-tragnony vômarina noho le raika, satria ze daôly magnandra-tegna de hahetry, fa ze daôly manetri-tegna no hasandratra."
|
||||
\v 13 \v 14 Fa le mpamory hetra, nitsangana taigny alavitra, tsy nety nanandratra ny masony taigy amin'ny lagnitra akory, fa niteha-tratra, nitare hoe: 'Andriamanitra ô, mamindrà fo aminà, mpagnota.' Milaza aminareo Za, io leila io de niverigna nidigna taigny an-tragnony vômarina noho le raika, satria ze daôly magnandra-tegna de hahetry, fa ze daôly manetri-tegna no hasandratra."
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nisy ôla kô de nitondra ny zagnany kely takeo amin'Azy, mbô hikasihany an-jareo, fa rafa natazagna an'zany reo mpianatra, de niteny mafy an-jareo. Fa Jesosy nagnantso an-jareo hagnatona an'Azy, nikoragna hoe: "Avelao ny zaza hagnatona Anà, ary aza raràna zareo. Fa an'ny ôtran-jareo ny fanjakan'Andriamanitra. Taraviko marina aminareo, n'iza n'iza tsy handray ny fanjakan'Andriamanitra ôtran'ny zaza de tsy hiditra akao am'zany mitsy."
|
||||
\v 15 \v 16 \v 17 Nisy ôla kô de nitondra ny zagnany kely takeo amin'Azy, mbô hikasihany an-jareo, fa rafa natazagna an'zany reo mpianatra, de niteny mafy an-jareo. Fa Jesosy nagnantso an-jareo hagnatona an'Azy, nikoragna hoe: "Avelao ny zaza hagnatona Anà, ary aza raràna zareo. Fa an'ny ôtran-jareo ny fanjakan'Andriamanitra. Taraviko marina aminareo, n'iza n'iza tsy handray ny fanjakan'Andriamanitra ôtran'ny zaza de tsy hiditra akao am'zany mitsy."
|
Loading…
Reference in New Issue