auto save
This commit is contained in:
parent
237ebf81b9
commit
8db4c5c6ba
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Jesosy nagnano an'zao fagnoharana zao hoe: "Nisy ôla nanagna kakazon'aviavy raika nambolena takeo amin'ny tanim-bôlobony ary tonga izy ary nijery vônkazo takeo amin'azy nefa tsy natazagna na ino na ino. Le leila de nitare tamin'ny mpagnano zaridaina
|
||||
Jesosy nagnano an'zao fagnoharana zao hoe: "Nisy ôla nanagna kakazon'aviavy raika nambolena takeo amin'ny tanim-bôlobony ary tonga izy ary nijery vônkazo takeo amin'azy nefa tsy natazagna na ino na ino. Le leila de nitare tamin'ny mpagnano zaridaina hoe: 'Indro, tonga taketo za nandritra ny telo taona ary niezaka nikaraka voa tam'ty kakazo aviavy ty kanefa tsy natazagna mitsy.Kapao io. Magnino io no avela magnimba ny tany?'
|
Loading…
Reference in New Issue