auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-28 16:03:18 +03:00 committed by root
parent 1a6347d874
commit 8612c5533b
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary rafa niverina Jesosy, de nandray an'azy ny vahôka, fa zareo de efa niandry an'Azy. Indro, nisy leila raika atao hoe Jairo, ze raika tam'reo mpitarika takao amin'ny Synagoga, nagnatona sy nenkotra takeo an-tongotr'i Jesosy, ka nengavy an'Azy mbô ho aigny
Ary rafa niverina Jesosy, de nandray an'azy ny vahôka, fa zareo de efa niandry an'Azy. Indro, nisy leila raika atao hoe Jairo, ze raika tam'reo mpitarika takao amin'ny Synagoga, nagnatona sy nenkotra takeo an-tongotr'i Jesosy, ka nengavy an'Azy mbô ho aigny an-tragnony, satria ny zanany vavy tokana, ze zazavavy teo amin'ny rombefolo taona teo ho eo, de akeo ambavahôn'ny fafatesana. Raha nande tamin'ny lalany Jesosy, de niara-nifagneritery magnodidigna an'Azy ny vahôka betsaka be.

1
08/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary nisy vevavy raika takeo ze efa nande rà nandritry ny rombefolo taona ary efa nandany ny volany da