auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-17 18:25:30 +03:00 committed by root
parent 9497fa32f6
commit 8508931e49
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nisy kapiteny raika nanagna mpanompo ze tegna najaigny, ary narary sy efa ankeky ho foaty izy. Rafa naregny ny momba an'i Jesosy le kapiteny, de nagniraka lôholon'ny Jiosy ho aigny amin'Azy izy, hangataka Ary nisy kapiteny raika nanagna mpanompo ze tegna najaigny, ary narary sy efa ankeky ho foaty izy. Rafa naregny ny momba an'i Jesosy le kapiteny, de nagniraka lôholon'ny Jiosy ho aigny amin'Azy izy, hangataka an'Azy mbô ho avy ary hagnasitrana ny mpanompony. Ary rafa tonga takeo amin'i Jesosy zareo, de nangataka mafy tamin'Azy, nitare hoe: "Mendrika ny hagnanôvanao za