diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index 253812b..2c34ebf 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -Tamin'ny taona faha dimy ambefolo nanjakan'i Tiberie Kaisara - tamin'i Pontio Pilato no governoran'i Jodia, Heroda de mpanapaka tao Galilia, Filipo ralahiny de mpanapaka takao amin'ny faritra Itoria sy Trakonitisy, ary Lysania de mpanapak'i Abilena, nadritry ny fisoronam-ben'i Aniasy sy Kaiafa - de tonga tamin'i Jaona zanaka lahin'i Zakaria taigny agn'efitra ny tenin'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 1 Tamin'ny taona faha dimy ambefolo nanjakan'i Tiberie Kaisara - tamin'i Pontio Pilato no governoran'i Jodia, Heroda de mpanapaka tao Galilia, Filipo ralahiny de mpanapaka tao amin'ny faritra Itoria sy Trakonitisy, ary Lysania de mpanapak'i Abilena, \v 2 nadritry ny fisorognam-ben'i Aniasy sy Kaiafa - de tonga tamin'i Jaona zanaka lahin'i Zakaria taigny agn'efitra ny tenin'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/03/03.txt b/03/03.txt index 717fa38..722e2c4 100644 --- a/03/03.txt +++ b/03/03.txt @@ -1 +1 @@ -Nande taigny am'reo faritra daôly magnodidigna an'i Jordana izy, nitory ny batisan'ny fibebahana ho famelana reo heloka. \ No newline at end of file +\v 3 Nande taigny am'reo faritra daôly magnodidigna an'i Jordana izy, nitory ny batisan'ny fibebahana ho famelana reo heloka. \ No newline at end of file diff --git a/03/04.txt b/03/04.txt index f7a50eb..3b2f0e0 100644 --- a/03/04.txt +++ b/03/04.txt @@ -1 +1 @@ -Araka ny vôsoratra akao amin'ny bokin'ny tenin'i Isaia mpaminagny hoe: "Nisy feo raika nagnantso mafy avy aigny agn-efitra hoe: 'Ataovo vognona ny lalan'ny Tompo, ataovy mahitsy ny lalana andeanany. \ No newline at end of file +\v 4 Araka ny vôsoratra akao amin'ny bokin'ny tenin'i Isaia mpaminagny hoe: "Nisy feo raika nagnantso mafy avy aigny agn-efitra hoe: 'Ataovo vognona ny lalan'ny Tompo, ataovy mahitsy ny lalana andeanany. \ No newline at end of file diff --git a/03/05.txt b/03/05.txt index 07557ec..6eafa58 100644 --- a/03/05.txt +++ b/03/05.txt @@ -1 +1 @@ -Ny lôsaha daôly ho totofana, ary ny tanety sy ny havôna ahetry, ary ny lalana miolaka de amboarina mahitsy, ary ny tôrana mikitôntôgna de ho atao lalana, ary ny nofo daôly de hatazagna ny famonjen'Andriamanitra.'" \ No newline at end of file +\v 5 \v 6 Ny lôsaha daôly ho totofana, ary ny tanety sy ny havôna ahetry, ary ny lalana miolaka de amboarina mahitsy, ary ny tôrana mikitôntôgna de ho atao lalana, ary ny nofo daôly de hatazagna ny famonjen'Andriamanitra.'" \ No newline at end of file diff --git a/03/07.txt b/03/07.txt index 193806d..23a9137 100644 --- a/03/07.txt +++ b/03/07.txt @@ -1 +1 @@ -Ka nitare tamin'ny vahôka ze tonga ho atao batisa i Jaona hoe: "Anareo ry taranaky ny menaragna! Iza ma no nampitandrina an'nareo mbô handositra ny fasosena ze ho avy? \ No newline at end of file +\v 7 Ka nitare tamin'ny vahôka ze tonga ho atao batisa i Jaona hoe: "Anareo ry taranaky ny menaragna! Iza ma no nampitandrina an'nareo mbô handositra ny fasosena ze ho avy? \ No newline at end of file diff --git a/03/08.txt b/03/08.txt index 29cadf6..c1996a3 100644 --- a/03/08.txt +++ b/03/08.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany, mamokara voa mendrika ny fibebahana, ary aza manomboka mitare akao agnatinareo hoe: 'Zahay managna an'i Abrahama ho rainay,' fa mitare aminareo za fa Andriamanitra de afaka manangana zanaka ho an'i Abrahama avy am'reto vato reto. \ No newline at end of file +\v 8 Noho zany, mamokara voa mendrika ny fibebahana, ary aza manomboka mitare akao agnatinareo hoe: 'Zahay managna an'i Abrahama ho rainay,' fa mitare aminareo za fa Andriamanitra de afaka manangana zanaka ho an'i Abrahama avy am'reto vato reto. \ No newline at end of file diff --git a/03/09.txt b/03/09.txt index 80e2819..daedbc9 100644 --- a/03/09.txt +++ b/03/09.txt @@ -1 +1 @@ -Am'zao fotôna zao aza ny famaky de mipetraka akeo amin'ny fototry ny kakazo. Ka ny kakazo daôly ze tsy mamô voao tsara de vôkapa ary hatsipy aigny amin'ny afo." \ No newline at end of file +\v 9 Am'zao fotôna zao aza ny famaky de mipetraka akeo amin'ny fototry ny kakazo. Ka ny kakazo daôly ze tsy mamô voao tsara de vôkapa ary hatsipy aigny amin'ny afo." \ No newline at end of file diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt index c641f87..af8237e 100644 --- a/03/10.txt +++ b/03/10.txt @@ -1 +1 @@ -Ary reo vahôka de nagnontany an'azy hatraigny, nitare hoe: "Ino ary ma no ataonay?" Namaly izy ka nitare tamin-jareo hoe: "Raha misy ôla managna akanjo lava rôy, tokony mizara an'zany amin'ôlaraika ze tsy managna izy, ary ze managna sakafo kô de tokony hagnano ôtran'zany." \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 Ary reo vahôka de nagnontany an'azy hatraigny, nitare hoe: "Ino ary ma no ataonay?" Namaly izy ka nitare tamin-jareo hoe: "Raha misy ôla managna akanjo lava rôy, tokony mizara an'zany amin'ôlaraika ze tsy managna izy, ary ze managna sakafo kô de tokony hagnano ôtran'zany." \ No newline at end of file diff --git a/03/12.txt b/03/12.txt index edeb1ad..dced5b5 100644 --- a/03/12.txt +++ b/03/12.txt @@ -1 +1 @@ -Reo mpamory hetra kô de tonga mbô hatao batisa, ary nitare tamin'azy hoe: "Mpampianatra ô, ino ma no tsy maintsy ataonay?" Izy nitare tamin-jareo hoe: "Aza manangona vola mihôtra noho ze nasaina halainareo." \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 Reo mpamory hetra kô de tonga mbô hatao batisa, ary nitare tamin'azy hoe: "Mpampianatra ô, ino ma no tsy maintsy ataonay?" Izy nitare tamin-jareo hoe: "Aza manangona vola mihôtra noho ze nasaina halainareo." \ No newline at end of file diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt index c3da885..0e4b05d 100644 --- a/03/14.txt +++ b/03/14.txt @@ -1 +1 @@ -Miaramila betsaka kô nagnontany an'azy, nitare hoe: "Manakôry ma ny momba an'nay? Ino ma no tsy maintsy ataonay?" Izy nitare tamin-jareo hoe: "Aza maka vola amin'ôla an-keriny, ary aza miampanga laina ôla. Mifalia amin'ny karamanareo." \ No newline at end of file +\v 14 Miaramila betsaka kô nagnontany an'azy, nitare hoe: "Manakôry ma ny momba an'nay? Ino ma no tsy maintsy ataonay?" Izy nitare tamin-jareo hoe: "Aza maka vola amin'ôla an-keriny, ary aza miampanga laina ôla. Mifalia amin'ny karamanareo." \ No newline at end of file diff --git a/03/15.txt b/03/15.txt index 715e7fa..9e56f59 100644 --- a/03/15.txt +++ b/03/15.txt @@ -1 +1 @@ -Ary raha niandry fatratra ny fatongavan'i Kristy ny vahôka, de nagnontany takao am-pony ny makasika an'i Jaona ny tsiraikaraika, na mety ho izy na tsy izy no Kristy. Jaona namaly tamin'ny fitinenana an'azy daôly hoe: "Raha ny aminà, de magnano batia an'nareo amin'ny rano za, fa misy ôla raika ho avy ze mahery mihôtra anà, ary tsy mendrika za na de hamaha reo fehi-kapany aza. Hagnano batisa an'nareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo Izy. \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 Ary raha niandry fatratra ny fatongavan'i Kristy ny vahôka, de nagnontany takao am-pony ny makasika an'i Jaona ny tsiraikaraika, na mety ho izy na tsy izy no Kristy. Jaona namaly tamin'ny fitinenana an'azy daôly hoe: "Raha ny aminà, de magnano batia an'nareo amin'ny rano za, fa misy ôla raika ho avy ze mahery mihôtra anà, ary tsy mendrika za na de hamaha reo fehi-kapany aza. Hagnano batisa an'nareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo Izy. \ No newline at end of file diff --git a/03/17.txt b/03/17.txt index a429d59..83a4dfd 100644 --- a/03/17.txt +++ b/03/17.txt @@ -1 +1 @@ -Akeo an-tagnany ny fikororohany mbô hagnadiovana tsara ny akao am-pamolôny sy hanangonana ny vary ho aigny amin'ny sopitra. Fa ho dorany amin'ny afo tsy mety vonina ny akofa. \ No newline at end of file +\v 17 Akeo an-tagnany ny fikororohany mbô hagnadiovana tsara ny akao am-pamolôny sy hanangonana ny vary ho aigny amin'ny sopitra. Fa ho dorany amin'ny afo tsy mety vonina ny akofa. \ No newline at end of file diff --git a/03/18.txt b/03/18.txt index ed7b34d..b36a445 100644 --- a/03/18.txt +++ b/03/18.txt @@ -1 +1 @@ -Niaraka tamin'ny fagnanarana maro hafa iany kô, Jaona nitory vaovao tsara ho an'ny vahôka. Heroda mpanapala rafa nanarina nohonny fanambadena ny vadin'ny ralahiny Herodiasy, sy nohon'ny ra ratsy hafa daôly ze vitany, de ho fagnampin'zany daôly zany, de nidiny taigny am-ponja Jaona. \ No newline at end of file +\v 18 \v 19 \v 20 Niaraka tamin'ny fagnanarana maro hafa iany kô, Jaona nitory vaovao tsara ho an'ny vahôka. Heroda mpanapala rafa nanarina nohonny fanambadena ny vadin'ny ralahiny Herodiasy, sy nohon'ny ra ratsy hafa daôly ze vitany, de ho fagnampin'zany daôly zany, de nidiny taigny am-ponja Jaona. \ No newline at end of file diff --git a/03/21.txt b/03/21.txt index 38cdbe8..7f43cbd 100644 --- a/03/21.txt +++ b/03/21.txt @@ -1 +1 @@ -Ary, rafa vita batisa avokoa ny ôla daôly, de natao batisa kô Jesosy, ary raha mbôla nivavaka izy, de nisokatra ny lagnitra, ary ny Fanahy Masina niaka endrika ka nidigna takeo amin'Azy salan'ny voromelala, ary nisy feo avy aigny an-dagnitra nagnano hoe: "Anao no Zanako, malalako. Faly Za nohon'ny aminao." \ No newline at end of file +\v 21 \v 22 Ary, rafa vita batisa avokoa ny ôla daôly, de natao batisa kô Jesosy, ary raha mbôla nivavaka izy, de nisokatra ny lagnitra, ary ny Fanahy Masina niaka endrika ka nidigna takeo amin'Azy salan'ny voromelala, ary nisy feo avy aigny an-dagnitra nagnano hoe: "Anao no Zanako, malalako. Faly Za nohon'ny aminao." \ No newline at end of file diff --git a/03/23.txt b/03/23.txt index 3a49860..39bd67d 100644 --- a/03/23.txt +++ b/03/23.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa nagnomboka ny asa fanompoany Jesosy, de teo amin'ny telopolo taona teo Izy. Izy no zanaka lahin'i (araka ny feveragna) Josefa, zanak'i Hely, zanak'i Matata, zanak'i Levy, zanak'i Melky, zanak'i Janay, zanak'i Josefa. \ No newline at end of file +\v 23 \v 24 Rafa nagnomboka ny asa fanompoany Jesosy, de teo amin'ny telopolo taona teo Izy. Izy no zanaka lahin'i (araka ny feveragna) Josefa, zanak'i Hely, zanak'i Matata, zanak'i Levy, zanak'i Melky, zanak'i Janay, zanak'i Josefa. \ No newline at end of file diff --git a/03/25.txt b/03/25.txt index b6a831a..ac7ffd8 100644 --- a/03/25.txt +++ b/03/25.txt @@ -1 +1 @@ -Josefa de zanak'i Matitia, zanak'i Amosa, zanak'i Nahome, zanak'i Elsy, zanak'i Nagay, zanak'i Mata, zanak'i Matatia, zanak'i Semey, zanak'i Joseka, zanak'i Joda. \ No newline at end of file +\v 25 \v 26 Josefa de zanak'i Matitia, zanak'i Amosa, zanak'i Nahome, zanak'i Elsy, zanak'i Nagay, zanak'i Mata, zanak'i Matatia, zanak'i Semey, zanak'i Joseka, zanak'i Joda. \ No newline at end of file diff --git a/03/30.txt b/03/30.txt index bab603a..4b85610 100644 --- a/03/30.txt +++ b/03/30.txt @@ -1 +1 @@ -Levy de zanak'i Simeona, zanak'i Joda, zanak'i Josefa, zanak'i Jonama, zanak'i Eliakima, zanak'i Melea, zanak'i Mena, zanak'i Matata, zanak'i Natana, zanak'i Davida, zanak'i Jese, zanak'i Obeda, zanak'i Boaza, zanak'i Salmona, zanak'i Nahasona. \ No newline at end of file +\v 30 \v 31 \v 32 Levy de zanak'i Simeona, zanak'i Joda, zanak'i Josefa, zanak'i Jonama, zanak'i Eliakima, zanak'i Melea, zanak'i Mena, zanak'i Matata, zanak'i Natana, zanak'i Davida, zanak'i Jese, zanak'i Obeda, zanak'i Boaza, zanak'i Salmona, zanak'i Nahasona. \ No newline at end of file diff --git a/03/33.txt b/03/33.txt index abda033..b70c5d7 100644 --- a/03/33.txt +++ b/03/33.txt @@ -1 +1 @@ -Nahasona de zanak'i Aminadaba, zanak'i Adimina, zanak'i Arny, zanak'i Hezrona, zanak'i Fereza, zanak'i Joda, zanak'i Jakoba, zanak'i Isaka, zanak'i Abrahama, zanak'i Tera, zanak'i Nahora, zanak'i Seroga, zanak'i Reo, zanak'i Palega, zanak'i Ebera, zanak'i Sela. \ No newline at end of file +\v 33 \v 34 \v 35 Nahasona de zanak'i Aminadaba, zanak'i Adimina, zanak'i Arny, zanak'i Hezrona, zanak'i Fereza, zanak'i Joda, zanak'i Jakoba, zanak'i Isaka, zanak'i Abrahama, zanak'i Tera, zanak'i Nahora, zanak'i Seroga, zanak'i Reo, zanak'i Palega, zanak'i Ebera, zanak'i Sela. \ No newline at end of file diff --git a/23/52.txt b/23/52.txt index 9cb4490..fae3e75 100644 --- a/23/52.txt +++ b/23/52.txt @@ -1 +1 @@ -Io leila io, raha nagnatona an'i Pilato, de nangataka ny vatan'i Jesosy. Nalainy nidigna zany, norakofany hariry madinika, ary napetrany takao agnaty fasagna raika ze novakiana tamin'ny vatolampy, ze tsy mbôla nisy ôla nalevigna mitsy. \ No newline at end of file +\v 52 \v 53 Io leila io, raha nagnatona an'i Pilato, de nangataka ny vatan'i Jesosy. Nalainy nidigna zany, norakofany hariry madinika, ary napetrany takao agnaty fasagna raika ze novakiana tamin'ny vatolampy, ze tsy mbôla nisy ôla nalevigna mitsy. \ No newline at end of file diff --git a/23/54.txt b/23/54.txt index 932b3de..7e1792f 100644 --- a/23/54.txt +++ b/23/54.txt @@ -1 +1 @@ -Andron'ny fiomanana tam'zany, ary mbôla nazava ratsy ny Sabata. Reo vevavy, ze niaraka tamin'i Jesosy niala tao Galilia, de nagnaraka avy akao afara ary natazagna fasagna sy ny fomba nametràna ny fatiny. Niverigna zareo, ary nagnomana ra magnitra sy menaka magnitra. Ary tamin'ny Sabata de nitsahatra zareo araka ny didy. \ No newline at end of file +\v 54 \v 55 \v 56 Andron'ny fiomanana tam'zany, ary mbôla nazava ratsy ny Sabata. Reo vevavy, ze niaraka tamin'i Jesosy niala tao Galilia, de nagnaraka avy akao afara ary natazagna fasagna sy ny fomba nametràna ny fatiny. Niverigna zareo, ary nagnomana ra magnitra sy menaka magnitra. Ary tamin'ny Sabata de nitsahatra zareo araka ny didy. \ No newline at end of file