diff --git a/19/47.txt b/19/47.txt index 164c0ee..0111b20 100644 --- a/19/47.txt +++ b/19/47.txt @@ -1 +1 @@ -\v 47 \v 48 Ka de nampianatra isan'andro takao an-tempoly Jesosy. Reo lôhan'ny mpisorogna sy reo mpagnora-dalàna ary reo mpitarika ny vahôka de nitady hamono an'Azy, fa tsy nahita fomba hagnanôvana zany zareo, satria nazoto nitaino an'Azy ny vahôka daôly. \ No newline at end of file +\v 47 Ka de nampianatra isan'andro takao an-tempoly Jesosy. Reo lôhan'ny mpisorogna sy reo mpagnora-dalàna ary reo mpitarika ny vahôka de nitady hamono an'Azy, \v 48 fa tsy nahita fomba hagnanôvana zany zareo, satria nazoto nitaino an'Azy ny vahôka daôly. \ No newline at end of file diff --git a/22/01.txt b/22/01.txt index a0ca8b3..b910d74 100644 --- a/22/01.txt +++ b/22/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Ary efa antomotra ny Firavoravoana amin'ny mofo tsisy masirasira, ze antsovina hoe Paska. Niady hevitra reo lôhan'ny mpisorogna sy reo mpanora-dalàna ny amin'ny fomba afahan-jareo mamono an'i Jesosy, satria natatra ny ôla zareo. \ No newline at end of file +\v 1 Ary efa antomotra ny Firavoravoana amin'ny mofo tsisy masirasira, ze antsovina hoe Paska. \v 2 Niady hevitra reo lôhan'ny mpisorogna sy reo mpanora-dalàna ny amin'ny fomba afahan-jareo mamono an'i Jesosy, satria natatra ny ôla zareo. \ No newline at end of file diff --git a/22/03.txt b/22/03.txt index fbca2c8..4b627d4 100644 --- a/22/03.txt +++ b/22/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Avekeo Satana niditra tamin'i Jodasy Iskariota, ze raika tam'reo rombefolo. Jodasy nande nankaigny am'reo lôhan'ny mpisorogna sy reo kapiteny ary niady hevitra tamin-jareo ny amin'ny fomba hamadihany an'i Jesosy akeo amin-jareo. \ No newline at end of file +\v 3 Avekeo Satana niditra tamin'i Jodasy Iskariota, ze raika tam'reo rombefolo. \v 4 Jodasy nande nankaigny am'reo lôhan'ny mpisorogna sy reo kapiteny ary niady hevitra tamin-jareo ny amin'ny fomba hamadihany an'i Jesosy akeo amin-jareo. \ No newline at end of file diff --git a/22/05.txt b/22/05.txt index 0c305ee..dd2f1e3 100644 --- a/22/05.txt +++ b/22/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 Faly zareo, ary naneky ny hagnome vola an'azy. Naneky izy, ary niandry kendry tohana mbô hagnolorany an'Azy akeo amin-jareo lavitry ny vahôka. \ No newline at end of file +\v 5 Faly zareo, ary naneky ny hagnome vola an'azy. \v 6 Naneky izy, ary niandry kendry tohana mbô hagnolorany an'Azy akeo amin-jareo lavitry ny vahôka. \ No newline at end of file diff --git a/22/07.txt b/22/07.txt index 018b0e1..4833ddf 100644 --- a/22/07.txt +++ b/22/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 \v 9 Tonga ny andron'ny mofo tsisy masirasira, ze tsy maintsy hagnanôvana sorogna ny zanak'ondrin'ny Paska. Jesosy nagniraka an'i Petera sy Jaona, nagnano hoe: "Mandiana ary homagno ho antsikana ny sakafon'ny Paska, mbô afahantsika mihinana an'zany." Zareo nagnontay an'Azy hoe: "Aiza no tenao hagnanôvanay ny fagnomanana?" \ No newline at end of file +\v 7 Tonga ny andron'ny mofo tsisy masirasira, ze tsy maintsy hagnanôvana sorogna ny zanak'ondrin'ny Paska.\v 8 Jesosy nagniraka an'i Petera sy Jaona, nagnano hoe: "Mandiana ary homagno ho antsikana ny sakafon'ny Paska, mbô afahantsika mihinana an'zany." \v 9 Zareo nagnontay an'Azy hoe: "Aiza no tenao hagnanôvanay ny fagnomanana?" \ No newline at end of file diff --git a/22/10.txt b/22/10.txt index f9c674a..54a67b5 100644 --- a/22/10.txt +++ b/22/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Namaly an-jareo Izy hoe: "Tandrigneso, rafa miditra ny tanàna anareo, de hisy leila raika mitondra sinin-dragno hifanena aminareo. Magnarà an'azy aigny am'ze tragno idirany. De tineno ny tompon-tragno hoe: "Ny Mpampianatra milaza aminao hoe: "Aiza ny efi-tragno fandraisam-bahiny, ze hihinanako ny sakafon'ny Paska miaraka am'reo mpianatro?" \ No newline at end of file +\v 10 Namaly an-jareo Izy hoe: "Tandrigneso, rafa miditra ny tanàna anareo, de hisy leila raika mitondra sinin-dragno hifanena aminareo. Magnarà an'azy aigny am'ze tragno idirany. \v 11 De tineno ny tompon-tragno hoe: "Ny Mpampianatra milaza aminao hoe: "Aiza ny efi-tragno fandraisam-bahiny, ze hihinanako ny sakafon'ny Paska miaraka am'reo mpianatro?" \ No newline at end of file diff --git a/22/12.txt b/22/12.txt index 76fe8aa..b518a87 100644 --- a/22/12.txt +++ b/22/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Izy hagnatoro an'nareo efitragno agnambon-dregna geda misy fanaka. Ataovy akao ny fagnomagnana." Ka de nnde zareo, ary natazagna ny ra daôly araka ze nokoragniny tamin-jareo. Ary nagnomana ny sakafon'ny Paska zareo. \ No newline at end of file +\v 12 Izy hagnatoro an'nareo efitragno agnambon-dregna geda misy fanaka. Ataovy akao ny fagnomagnana." \v 13 Ka de nnde zareo, ary natazagna ny ra daôly araka ze nokoragniny tamin-jareo. Ary nagnomana ny sakafon'ny Paska zareo. \ No newline at end of file diff --git a/22/14.txt b/22/14.txt index 6723c0d..e7ff547 100644 --- a/22/14.txt +++ b/22/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 Rafa tonga ny fotôna, de nipetraka niaraka tam'reo Apostoly Izy. De nitare tamin-jareo Izy hoe: "Nagniry mafy ny hihinana ty Paska ty miaraka aminareo Za melôhan'ny hijaleko. Fa lazaiko aminareo, tsy hihinana an(ty tsony Za, mandra-patanterak'zany aigny amin'ny fanjakan'Andriamanitra." \ No newline at end of file +\v 14 Rafa tonga ny fotôna, de nipetraka niaraka tam'reo Apostoly Izy. \v 15 De nitare tamin-jareo Izy hoe: "Nagniry mafy ny hihinana ty Paska ty miaraka aminareo Za melôhan'ny hijaleko. \v 16 Fa lazaiko aminareo, tsy hihinana an(ty tsony Za, mandra-patanterak'zany aigny amin'ny fanjakan'Andriamanitra." \ No newline at end of file diff --git a/22/17.txt b/22/17.txt index 8844512..6eda1c8 100644 --- a/22/17.txt +++ b/22/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 De nandray kapôka Jesosy, ary rafa nisaotra Izy, de nagnano hoe: "Raiso ty, ary zarao aminareo. Fa lazaiko aminareo, tsy hisotro ny vokatry ny vôloboka tsony Za, mandra-patongan'ny fanjakan'Andriamanitra." \ No newline at end of file +\v 17 De nandray kapôka Jesosy, ary rafa nisaotra Izy, de nagnano hoe: "Raiso ty, ary zarao aminareo. \v 18 Fa lazaiko aminareo, tsy hisotro ny vokatry ny vôloboka tsony Za, mandra-patongan'ny fanjakan'Andriamanitra." \ No newline at end of file diff --git a/22/19.txt b/22/19.txt index dd97dec..db19291 100644 --- a/22/19.txt +++ b/22/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 De nandray ny mofo Izy, ary rafa nisaotra, de notapahiny zany, ary nameny an-jareo, de nitare hoe: "Ty ny vatako ze amena ho an'nareo. Ataovo zao ho fatserovana Anà." Noraisiny salan'zany kô ny kapôka rafa vita ny sakafo, de ozy hoe: "Ty kapôka ty de le fanekena vaovao amin'ny ràko, ze narotsaka ho an'nareo. \ No newline at end of file +\v 19 De nandray ny mofo Izy, ary rafa nisaotra, de notapahiny zany, ary nameny an-jareo, de nitare hoe: "Ty ny vatako ze amena ho an'nareo. Ataovo zao ho fatserovana Anà."\v 20 Noraisiny salan'zany kô ny kapôka rafa vita ny sakafo, de ozy hoe: "Ty kapôka ty de le fanekena vaovao amin'ny ràko, ze narotsaka ho an'nareo. \ No newline at end of file diff --git a/22/21.txt b/22/21.txt index 26e5b1b..af176cf 100644 --- a/22/21.txt +++ b/22/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 \v 23 Fa mitandrema. Le raika ze hamadika Anà de miaraka Aminà aketo an-databatra. Fa ny Zanak'Ôla de mande tokoa araka ze vôtendry. Fa loza ho an'ze leila ze hamadika an'Azy zany!" Nagnomboka nifampagnontany zareo ny amin'ny raika amin-jareoo ze mety hagnano zany. \ No newline at end of file +\v 21 Fa mitandrema. Le raika ze hamadika Anà de miaraka Aminà aketo an-databatra. \v 22 Fa ny Zanak'Ôla de mande tokoa araka ze vôtendry. Fa loza ho an'ze leila ze hamadika an'Azy zany!" \v 23 Nagnomboka nifampagnontany zareo ny amin'ny raika amin-jareoo ze mety hagnano zany. \ No newline at end of file diff --git a/22/24.txt b/22/24.txt index 45222ae..530b87c 100644 --- a/22/24.txt +++ b/22/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 \v 25 De nisy fifandirana nitranga kô takeo amin-jareo momba ze heverina ho lehibe ndrindra amin-jareo. Nitare tamin-jareo Izy hoe: "Reo mpanjakan'ny Jentilisa de tompon-jareo, ary ze managna faefana amin-jareo de atao ho ôtran'reo ze magnano tsara ho an'ny vahôkany. \ No newline at end of file +\v 24 De nisy fifandirana nitranga kô takeo amin-jareo momba ze heverina ho lehibe ndrindra amin-jareo. \v 25 Nitare tamin-jareo Izy hoe: "Reo mpanjakan'ny Jentilisa de tompon-jareo, ary ze managna faefana amin-jareo de atao ho ôtran'reo ze magnano tsara ho an'ny vahôkany. \ No newline at end of file diff --git a/22/26.txt b/22/26.txt index f2aa322..a2dc727 100644 --- a/22/26.txt +++ b/22/26.txt @@ -1 +1 @@ -\v 26 \v 27 Fa tsy ôtran'zany mitsy ny aminareo. Mifagnohitra am'zany, ôka ze lehibe ndrindra aminareo ho lasa ôtran'ny kely ndrindra, ary ôka ze manan-danja ndrindra ho tonga salan'ze magnompo. Fa iza no lehibe kokoa, ze mipetraka amin'ny latabatra, se ze magnompo? Tsy ze mipetraka akeo amin'ny latabatra ma? Kanefa Za aketo aminareo ôtran'ny raika ze magnompo. \ No newline at end of file +\v 26 Fa tsy ôtran'zany mitsy ny aminareo. Mifagnohitra am'zany, ôka ze lehibe ndrindra aminareo ho lasa ôtran'ny kely ndrindra, ary ôka ze manan-danja ndrindra ho tonga salan'ze magnompo. \v 27 Fa iza no lehibe kokoa, ze mipetraka amin'ny latabatra, se ze magnompo? Tsy ze mipetraka akeo amin'ny latabatra ma? Kanefa Za aketo aminareo ôtran'ny raika ze magnompo. \ No newline at end of file