auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-29 19:50:38 +08:00 committed by root
parent f2e06921cc
commit 736041817b

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 Fa nisy Samaritana raika, refa nande tamin'ny nombany izy, de tonga teo amin'ny nisy an'azy. Rafa natazagna an'azy izy, de nitsetra an'azy. \v 34 De nagantogna an'azy izy ka namahy ny ratrany, ary nandrarka menaka sy divay tam'zany. Nampitikinany ny bibiny izy, ka nentiny taigny amin'ny tranom-bahiny, ary nokarakarainy. \v 35 Ny amaraigna de naka denaria rôy izy, ary nanolotra an'zany tamin'ny mpampentrano, ary nagnano hoe: "Karakarao izy, ary no ôtrino na ôtrino laninao, raa mierigna za de efaiko."
\v 33 Fa nisy Samaritana raika, refa nande tamin'ny nombany izy, de tonga teo amin'ny nisy an'azy. Rafa natazagna an'azy izy, de nitsetra an'azy. \v 34 De nagnatogna an'azy izy ka namatotra ny ratrany, ary nandrarka menaka sy divay tam'zany. Nampitikinany ny bibiny izy, ka nentiny taigny amin'ny tranom-bahiny, ary nokarakarainy. \v 35 Ny amaraigna de naka denaria rôy izy, ary nanolotra an'zany tamin'ny mpampentrano, ary nagnano hoe: "Karakarao izy, ary no ôtrino na ôtrino laninao, raa mierigna za de efaiko."