From 6d7bcce0095669e1f126adaae553a88943dd1170 Mon Sep 17 00:00:00 2001
From: MAD012 <>
Date: Tue, 2 Jun 2020 15:01:39 +0300
Subject: [PATCH] auto save

---
 04/42.txt | 2 +-
 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-)

diff --git a/04/42.txt b/04/42.txt
index 623a50a..214772c 100644
--- a/04/42.txt
+++ b/04/42.txt
@@ -1 +1 @@
-\v 42 \v 43 \v 44 Vô ampôlakeka, de nandeha taigny amin'ny toerana mangingina Izy. Vahôka betsaka be no nikaraka an'Azy ary nankaigny amin'ny toerana ze nisy an'Azy. Zareo de niezaka nitàna an'Azy mbô tsy hiala akeo amin-jareo. Fa Izy nitare tamin-jareo hoe: "Tsy maintsy mitory ny vaovao mahafaly momba ny Fanjakan'Andriamanitra amin'ny tanàna betsaka hafa iany kô Za. Satria zany no antony nagniràna Anà taty. Avy akeo Izy de nanohy nitory takao am'reo Synagoga magnerana an'i Jodia.
\ No newline at end of file
+\v 42 Vô ampôlakeka, de nande taigny amin'ny tôrna mangingina Izy. Vahôka betsaka be no nikaraka an'Azy ary nankaigny amin'ny toerana ze nisy an'Azy. Zareo de niezaka nitàna an'Azy mbô tsy hiala akeo amin-jareo. \v 43 Fa Izy nitare tamin-jareo hoe: "Tsy maintsy mitory ny vaovao mahafaly momba ny Fanjakan'Andriamanitra amin'ny tanàna betsaka hafa iany kô Za. Satria zany no antony nagniràna Anà taty. \v 44 Avy akeo Izy de nanohy nitory takao am'reo Synagoga magnerana an'i Jodia.
\ No newline at end of file