auto save
This commit is contained in:
parent
67b14bb75c
commit
6382588b05
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 5 Avy akeo le mpitan-draraha nagnantso ny tsiraikaraika tam'reo mpitrosan'ny tompony, ary de nagnontany le vôlôny izy hoe: 'Ôtrinina ny anagnan'ny tompo aigny aminao?" \v 6 Niteny izy hoe: "Menaka oliva zato litatra." Niteny tamin'azy izy hoe: "Raiso ny taratasina, mipetra malaky, ary dimampolo soratana." \v 7 Ary avy akeo le mpitantana niteny tamin'ny raika hoe: "Ôtrinina ny trosanao?" Niteny izy hoe: 'Vary zato famarana.' Niteny tamin'azy izy hoe: "Raiso ny taratasinao, ary sorato hoe valopolo."
|
||||
\v 5 Avy akeo le mpitan-draraha nagnantso ny tsiraikaraika tam'reo mpitrosan'ny tompony, ary de nagnontany le vôlôny izy hoe: 'Ôtrinina ny anagnan'ny tompoko aigny aminao?" \v 6 Nitare izy hoe: "Menaka oliva zato litatra." Niteny tamin'azy izy hoe: "Raiso ny taratasina, mipetra malaky, ary dimampolo soratana." \v 7 Ary avy akeo le mpitantana niteny tamin'ny raika hoe: "Ôtrinina ny trosanao?" Niteny izy hoe: 'Vary zato famarana.' Niteny tamin'azy izy hoe: "Raiso ny taratasinao, ary sorato hoe valopolo."
|
Loading…
Reference in New Issue