auto save
This commit is contained in:
parent
cbbb85000e
commit
5fecc163c9
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Jesosy de nande nitety ny tanàna sy ny vohitra tsiraikaraika tai
|
||||
Jesosy de nande nitety ny tanàna sy ny vohitra tsiraikaraika taigny an-dàlana mankaigny Jerosalema ary nampianatra an-jareo. Nisy anakiray nitare tamin'azy hoe: "Tompo, vitsy ma ny ôla ho vonjena?" Ary ozy tamin-jareo hoe: "Mediva ny hiditra ny varavaragna tery anareo, satria, Za mitare aminareo, betsaka no te-hitsofoka, fa tsy ho afaka ny hiditra.
|
Loading…
Reference in New Issue