auto save
This commit is contained in:
parent
901f4e8d4f
commit
5463e4a557
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
Tafara kelin'zany, de nande taigny amin'ny tanàna atao hoe Naina i Jesosy, ary niaraka tamin'azy reo mpianany sy reo vahôka betsaka be. Raha nanankeiky ny vavahadin'ny tanàna Izy, indro, nisy leila raika efa maty nentina nivôka, zanaka lahitokan'ny reniny (ze mpitondratena), ary vahôka betsaka be avy akao amin'ny tanàna no niaraka tamin'azy. Nony natazagna an'
|
Loading…
Reference in New Issue