auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-24 13:27:21 +08:00 committed by root
parent 8039fe6a72
commit 543a622fc6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Teo agnatrehan'ny ôla daôly de nitare tamin'ny mpianany Izy nagnano hoe: 'Mitandrema ny amin'ny mpanora-dalàna, ze magniry hande miaraka amin'ny akanjo lava mirebareba, sy te arabaina manokana aigny an-tsena, sy mipetraka amin'ny seza vôlôny akao agnaty Synagoga, ary ny toerana vôlôny amin'ny f
Teo agnatrehan'ny ôla daôly de nitare tamin'ny mpianany Izy nagnano hoe: 'Mitandrema ny amin'ny mpanora-dalàna, ze magniry hande miaraka amin'ny akanjo lava mirebareba, sy te arabaina manokana aigny an-tsena, sy mipetraka amin'ny seza vôlôny akao agnaty Synagoga, ary ny toerana vôlôny amin'ny fanasana. Zareo kô de mandany ny tragnon'reo mpitondra-tegna, ary magnano vavaka lavareny ho fisehosehona. Ny leila ôtran'zany de ahazo fagnamelôna gedabe mitsy.