auto save
This commit is contained in:
parent
7dc803ec7e
commit
4ee39f4882
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 18 Ary nisy leila sasagny tonga, nitondra leila raika ze vôn'ny paralisisa teo amin'ny fandrena, ary zareo de nikaraka fomba fitondrana an'azy akao agnatiny mba hametrana an'azy ho akeo agnolôn'i Jesosy. \v 19 Tsy nahita fomba hampidirana an'azy tao agnatiny izy reo no reo vahôka, no zany de nankaigny amin'ny tampo-trano zareo ary nampidina ny fandren'le leila avy akeo an-tafo trano, tamin'ny fandreny, teo ampovôn'ny ôla, teo agnolôn'i Jesosy.
|
||||
\v 18 Ary nisy leila sasagny tonga, nitondra leila raika ze vôn'ny paralisisa teo amin'ny fandrena, ary zareo de nikaraka fomba fitondrana an'azy akao agnatiny mba hametrana an'azy ho akeo agnolôn'i Jesosy. \v 19 Tsy nahita fomba hampidirana an'azy tao agnatiny izy reo noho reo vahôka, no zany de nankaigny amin'ny tampo-trano zareo ary nampidina ny fandren'le leila avy akeo an-tafo trano, tamin'ny fandreny, teo ampovôn'ny ôla, teo agnolôn'i Jesosy.
|
Loading…
Reference in New Issue