auto save
This commit is contained in:
parent
86adb66345
commit
4d31f8426d
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary zao no dikan'le fagnoharana: ny voa de ny tenin'Andriamanitra. Reo vôfafy taigny amin'ny sisin-dalana de reo ze maregny, saingy avekeo de tonga ny devoly ka miaka an'le teny takao am-pon
|
||||
Ary zao no dikan'le fagnoharana: ny voa de ny tenin'Andriamanitra. Reo vôfafy taigny amin'ny sisin-dalana de reo ze maregny, saingy avekeo de tonga ny devoly ka miaka an'le teny takao am-pony, mbô tsy hino sy ho vôvonjy zareo. Ary reo takeo amin'ny vatolampy kosa de reo ze, rafa naregny ny teny, de mandray an'zany am-pifalena. Nefa tsisy fakany reo; vetiketika fôgna ny finoan-jareo, ary amin'ny fotôna fitsapana de lavo zareo.
|
Loading…
Reference in New Issue