auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-23 17:38:40 +08:00 committed by root
parent b0382c1d0c
commit 48c172c1ed
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa Simona Petera, raha vô natazagna an'zany, de nekoka teo an-tongotr'i Jesosy, ary niteny hoe: "Melà amiko, fa leila mpanota za." Fa gaga izy, sy reo ze niaraka taminy, non'ny hagen'ny baraoa ze azon'jareo. Tao agnatin'zany Jakoba sy Jaona, zanak'i Zebedio, ze mpiara mias amin'i Simona. Jesosy niteny tamin'i Simona hoe: "Aza matatra, fa manomboka zao de hatôhagnarato ôla enao."
Fa Simona Petera, raha vô natazagna an'zany, de nekoka teo an-tongotr'i Jesosy, ary niteny hoe: "Melà amiko, fa leila mpanota za." Fa gaga izy, sy reo ze niaraka taminy, non'ny hagen'ny baraoa ze azon'jareo. Tao agnatin'zany Jakoba sy Jaona, zanak'i Zebedio, ze mpiara mias amin'i Simona. Jesosy niteny tamin'i Simona hoe: "Aza matatra, fa manomboka zao de hatôko mpagnarato ôla enao." Rafa nentin'jareo taigny an-tanety ny sambokelin'jareo, de namela ny ra daôly zareo ka na