From 47c01fadac9d439385fdfb99b1de976645925b29 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Thu, 28 May 2020 15:41:26 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 08/34.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/08/34.txt b/08/34.txt index 68f37e5..2c71672 100644 --- a/08/34.txt +++ b/08/34.txt @@ -1 +1 @@ -Ary nohon'ny natazagna ny ra nitranga reo mpiambina ny kisoa, de niazakazaka ka nilaza an'zany takao an-tanàna sy taigny an-tsaha. Noho zany de nivôka ny mponina takao an-tanàna mbô hijery \ No newline at end of file +Ary nohon'ny natazagna ny ra nitranga reo mpiambina ny kisoa, de niazakazaka ka nilaza an'zany takao an-tanàna sy taigny an-tsaha. Noho zany de nivôka ny mponina takao an-tanàna mbô hijery ny ra mitranga, ary nagnatona an'i Jesosy zareo ka natazagna an'le leila ze nivoahan'ny demonia. Ary izy nipetraka takeo an-tongotr'i Jesosy, nitafy ary salama saigna; ary raiki-tatra zareo. \ No newline at end of file