diff --git a/21/34.txt b/21/34.txt index 8acfec5..bd9e5e5 100644 --- a/21/34.txt +++ b/21/34.txt @@ -1 +1 @@ -\v 34 \v 35 Fa mitandrema amin'ny tegnanareo, mba tsy ho vesaran'ny vokatry ny fisotrôgna sy ny famamôgna ny fonareo, sy reo ahiahin'ny fiaignana, ka avy akeo de hikatogna tampoka aminareo salan'ny fandrika zany andro zany. Fa zany de ho tonga amin'ny tsiraikaraika ze miaigna magneran-tany. \ No newline at end of file +\v 34 Fa mitandrema amin'ny tegnanareo, mba tsy ho vesaran'ny vokatry ny fisotrôgna sy ny famamôgna ny fonareo, sy reo ahiahin'ny fiaignana, ka avy akeo de hikatogna tampoka aminareo salan'ny fandrika zany andro zany.\v 35 Fa zany de ho tonga amin'ny tsiraikaraika ze miaigna magneran-tany. \ No newline at end of file diff --git a/21/37.txt b/21/37.txt index 521c7e3..177dced 100644 --- a/21/37.txt +++ b/21/37.txt @@ -1 +1 @@ -\v 37 \v 38 Koa nandritry ny andro nampianatra tao amin'ny tempoly Izy, ary ny alina de nande nivôka Izy ary nijanona teo an-tanetin'Oliva. Reo vahôka daôly de tonga vô ampôlake-dà mba hitaino an'Azy tao amin'ny tempoly. \ No newline at end of file +\v 37 Koa nandritry ny andro nampianatra tao amin'ny tempoly Izy, ary ny alina de nande nivôka Izy ary nijanona teo an-tanetin'Oliva.\v 38 Reo vahôka daôly de tonga vô ampôlake-dà mba hitaino an'Azy tao amin'ny tempoly. \ No newline at end of file