auto save
This commit is contained in:
parent
f64f4386a9
commit
44a4187574
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nisy mpanompo vavy raika natazagna an'azy raha nipetraka takeo amin'ny fazavan'ny afo izy, ary nijery mahitsy an'azy sy nitare hoe: "Ty leila ty kô niaraka tamin'Azy." Fa Petera nandà an'zany, nitare hoe: "Ry vevavy, tsy fantatro Izy." Afaka kelikely de nisy ôla hafa natazagna an'azy, ary nitare hoe: "Anao kô raika amin-jareo." Fa Petera nitare hoe: "Ry
|
||||
Nisy mpanompo vavy raika natazagna an'azy raha nipetraka takeo amin'ny fazavan'ny afo izy, ary nijery mahitsy an'azy sy nitare hoe: "Ty leila ty kô niaraka tamin'Azy." Fa Petera nandà an'zany, nitare hoe: "Ry vevavy, tsy fantatro Izy." Afaka kelikely de nisy ôla hafa natazagna an'azy, ary nitare hoe: "Anao kô raika amin-jareo." Fa Petera nitare hoe: "Ry leila, tsy izy za."
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Nony afaka adiny ray teo ho eo de nisy leila hafa nagnizingizigna sy nitare hoe: "Marina fa niaraka tamin'Azy kô ty leila ty, fa izy de Galiliana." Fa Petera nitare hoe: "Ry leila, tsy fantatro ze tineninao." Teo no ho eo, raha mbôla nitare izy, de nisy akoho nagneno.
|
Loading…
Reference in New Issue