auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-31 20:56:55 +03:00 committed by root
parent a796f9a6f2
commit 40a64f924c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Avy akeo ny devoly de nitondra an'i Jesosy taigny Jerosalema ary nataony taigny amin'ny fara-tampon'ny tempoly, ary nitare tamin'Azy hoe: "Raha zanak'Andriamanitra Anao, de alavô avy aty ny tegnanao. Satria efa vôsoratra hoe: 'Hibaiko ny Anjeliny ny aminao Izy, mbô hiaro an'nao,' ary, 'Zareo hanandratra an'nao amin'ny tagnany, mbô tsy ho tafitona amin'ny vato ny tongotrao.'"
\v 9 \v 10 Avy akeo ny devoly de nitondra an'i Jesosy taigny Jerosalema ary nataony taigny amin'ny fara-tampon'ny tempoly, ary nitare tamin'Azy hoe: "Raha zanak'Andriamanitra Anao, de alavô avy aty ny tegnanao. Satria efa vôsoratra hoe: 'Hibaiko ny Anjeliny ny aminao Izy, mbô hiaro an'nao,' \v 11 ary, 'Zareo hanandratra an'nao amin'ny tagnany, mbô tsy ho tafitona amin'ny vato ny tongotrao.'"