auto save
This commit is contained in:
parent
709325427f
commit
3b98553f83
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tsisy ôla raika, raha avy nandretra jiro, de mametraka an'zany amin'ny tôrana takona na akao ambanin'ny harona, fa ataoa eo amin'ny fitôran-jiro, mba ho tazan'ze miditra ny hazavana. Ny masonao no jiro'ny vatana. Rafa tsara ny masonao, de rakotra hazavana ny tegna daôly. Fa raha ratsy kosa ny masonao, de feno haizina ny tegnanao. No zany, mitandrema nareo mba tsy ho maizina ny hazavana akao aminareo. Ary raha feno hazavana ary ny tegnanao daôly, ka tsisy ampahan'zany akao agnaty haizina, de ho salan'ny jiro ze mampamiratra ny hazavany eo aminao ny tegnanao magnontolo
|
||||
Tsisy ôla raika, raha avy nandretra jiro, de mametraka an'zany amin'ny tôrana takona na akao ambanin'ny harona, fa ataoa eo amin'ny fitôran-jiro, mba ho tazan'ze miditra ny hazavana. Ny masonao no jiro'ny vatana. Rafa tsara ny masonao, de rakotra hazavana ny tegna daôly. Fa raha ratsy kosa ny masonao, de feno haizina ny tegnanao. No zany, mitandrema nareo mba tsy ho maizina ny hazavana akao aminareo. Ary raha feno hazavana ary ny tegnanao daôly, ka tsisy ampahan'zany akao agnaty haizina, de ho salan'ny jiro ze mampamiratra ny hazavany eo aminao ny tegnanao magnontolo.
|
Loading…
Reference in New Issue