auto save
This commit is contained in:
parent
0a8c0b213a
commit
35a5a527d4
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Namaly Jesosy ka nagnano hoe: "Aareo tsy mpino sy taranaka ratsy fitondran-tegna, hafirina ma no tsy maintsy hipitrako miaraka aminareo sy hiaretako miaraka aminareo? Ento makaty ny zanakao lahy." Rafa nagnantona le zaza lahy, de natsipin'ny demonia tamin'ny tany izy ary
|
||||
Namaly Jesosy ka nagnano hoe: "Aareo tsy mpino sy taranaka ratsy fitondran-tegna, hafirina ma no tsy maintsy hipitrako miaraka aminareo sy hiaretako miaraka aminareo? Ento makaty ny zanakao lahy." Rafa nagnantona le zaza lahy, de natsipin'ny demonia tamin'ny tany izy ary nampihinjitsinjitra an'azy. Fa Jesosy niteny mafy le fanahy maloto ary nagnasitrana le zaza lahy, ary namerina an'azy tany amin'ny rainy.
|
Loading…
Reference in New Issue