auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-25 20:57:51 +08:00 committed by root
parent 19c6781119
commit 3046120167
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Zakaria niteny tam'le anjely hoe: "Ahôna no afatarako an'zany? Fa za efa anti-dà ary ny vadiko de tegna efa antitra." Ary ozy le anjely namaly sy niteny tamin'azy: "Za no Gabriela, le mitsangana akeo agnatrehan'Andriamanitra. Ary vôiraka za mba hilaza aminao, hitondra vaovao tsara aminao.
Ary Zakaria niteny tam'le anjely hoe: "Ahôna no afatarako an'zany? Fa za efa anti-dà ary ny vadiko de tegna efa antitra." Ary ozy le anjely namaly sy niteny tamin'azy: "Za no Gabriela, le mitsangana akeo agnatrehan'Andriamanitra. Ary vôiraka za mba hilaza aminao, hitondra vaovao tsara aminao. Ka zao! Ho môna enao, ka tsy afaka hiteny, mandra-piavin'ny andro hibôgnan'reo ra reo. Satria tsy nino ny teniko enao, ze ho