diff --git a/04/38.txt b/04/38.txt index 8ef0deb..bbad8d3 100644 --- a/04/38.txt +++ b/04/38.txt @@ -1 +1 @@ -De nandao ny Synagoga Jesosy ary niditra takao an-dragnon'i Simona, ary nampijalian'ny tazo mahery ny rafozam-bavin'i Simona, ary niangavy tamin'Azy zareo mbô hagnasitrana an'azy. Ka nitsangana takeo agnolôny Izy ary nitare mafy ny tazo, de niala tamin'azy zany. Avy hatraigny izy de nitsangana ary nanomboka nanompo an' \ No newline at end of file +De nandao ny Synagoga Jesosy ary niditra takao an-dragnon'i Simona, ary nampijalian'ny tazo mahery ny rafozam-bavin'i Simona, ary niangavy tamin'Azy zareo mbô hagnasitrana an'azy. Ka nitsangana takeo agnolôny Izy ary nitare mafy ny tazo, de niala tamin'azy zany. Avy hatraigny izy de nitsangana ary nanomboka nanompo an-jareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/40.txt b/04/40.txt new file mode 100644 index 0000000..1cdfb35 --- /dev/null +++ b/04/40.txt @@ -0,0 +1 @@ +Rafa nilentika ny masoandro \ No newline at end of file