diff --git a/13/12.txt b/13/12.txt index bce56c7..916ddf8 100644 --- a/13/12.txt +++ b/13/12.txt @@ -1 +1 @@ -Nony natazagna an'azy Jesosy, de nagnantso an'azy ka \ No newline at end of file +Nony natazagna an'azy Jesosy, de nagnantso an'azy ka nitare hoe: "Ry vevavy, afaka amin'ny falemenao anao." Napetrany takeo amin'azy ny tagnany, ary niaraka tam'zay de nitraka le vevavy ary nihoby an'Andriamanitra. Saingy ny mpanapaky ny Synagoga de sosy noho ny fagnasitranana nataon'i Jesosy tamin'ny Sabata. \ No newline at end of file