From 1f809d593ffc803c9005ce32e670c20d8cfb51b1 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Sun, 17 May 2020 18:20:23 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 07/06.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/07/06.txt b/07/06.txt index ae291dc..ee3017b 100644 --- a/07/06.txt +++ b/07/06.txt @@ -1 +1 @@ -Ka de nanohy ny lalany niaraka tamin-jareo Jesosy. Fa raha mbôla tsy lavitra ny tragno Izy, de nandefa namana le kapiteny nitare tamin'Azy hoe: "Tompo ô, aza misahirana Anao, satria tsy mendrika hidiranao akao ambanin'ny tafon-tragnoko za. Noho zany de tsy nihevitra ny tegnako ho mendrika hankeo aminao za, fa mitinena teny raika fôgna de ho sitragna ny mpanom \ No newline at end of file +Ka de nanohy ny lalany niaraka tamin-jareo Jesosy. Fa raha mbôla tsy lavitra ny tragno Izy, de nandefa namana le kapiteny nitare tamin'Azy hoe: "Tompo ô, aza misahirana Anao, satria tsy mendrika hidiranao akao ambanin'ny tafon-tragnoko za. Noho zany de tsy nihevitra ny tegnako ho mendrika hankeo aminao za, fa mitinena teny raika fôgna de ho sitragna ny mpanompoko. Ka satria za kô de leila ze ambany faefana, managna miaramila akao ambaniko kô. Ozy za am'ty raika ty hoe: "Mandiana," de mande izy, ary amin'ny raika hafa: "Ave," de avy izy, a \ No newline at end of file