auto save
This commit is contained in:
parent
6d26b3e8e3
commit
1f809d593f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ka de nanohy ny lalany niaraka tamin-jareo Jesosy. Fa raha mbôla tsy lavitra ny tragno Izy, de nandefa namana le kapiteny nitare tamin'Azy hoe: "Tompo ô, aza misahirana Anao, satria tsy mendrika hidiranao akao ambanin'ny tafon-tragnoko za. Noho zany de tsy nihevitra ny tegnako ho mendrika hankeo aminao za, fa mitinena teny raika fôgna de ho sitragna ny mpanom
|
||||
Ka de nanohy ny lalany niaraka tamin-jareo Jesosy. Fa raha mbôla tsy lavitra ny tragno Izy, de nandefa namana le kapiteny nitare tamin'Azy hoe: "Tompo ô, aza misahirana Anao, satria tsy mendrika hidiranao akao ambanin'ny tafon-tragnoko za. Noho zany de tsy nihevitra ny tegnako ho mendrika hankeo aminao za, fa mitinena teny raika fôgna de ho sitragna ny mpanompoko. Ka satria za kô de leila ze ambany faefana, managna miaramila akao ambaniko kô. Ozy za am'ty raika ty hoe: "Mandiana," de mande izy, ary amin'ny raika hafa: "Ave," de avy izy, a
|
Loading…
Reference in New Issue