auto save
This commit is contained in:
parent
a035ddddcc
commit
14b9191ac7
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 16 Avekeo Jesosy nagnano fagnoharana raika tamin-jareo, nagnano hoe: "Namokatra betsaka ny sahan'ny leila mpanakarena raika,\v 17 ary nagnontany tegna izy, nitare hoe: "Ino no ho ataoko, fa tsy managna toerana hitarizana reo vokatro za?" \v 18 Ozy hoe: "Zao no ho ataoko. Hazerako reo tragno fitôram-bokatro de hanangana gedabe kokoa za, ary akao am'reo no hanangonako ny voako sy reo vokatra hafa. \v 19 De hitare amin'ny fagnahiko za hoe: "Ry fagnahy, anao de managna vokatra betsaka vôtahiry ho amin'ny taona maro. Mitsahara tsara, mihinàna, misotroa, mifalia.""
|
Loading…
Reference in New Issue