auto save
This commit is contained in:
parent
65e8aeca2a
commit
0e0e6f897c
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 15 Rafa naregny reo ra reo ny raika tam'reo niray latabatra tamin'i Jesosy, de nitare tamin'Azy hoe: "Sambatra ze hihinana ny mofo akao amin'ny Fanjakan'Andriamanitra!" \v 16 Fa Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Nisy leila raika nikarakara sakafo lehibe ary nagnasa ôla betsaka. \v 17 Rafa vôkarakara ny sakafo, de naniraka ny mpanompony izy hitare an'reo ze nasaina hoe: 'Mandrosô, fa ny ra daôly de efa vonona.'
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 21 Fa salan'ny Ray manangana sy mamelona ny maty, de salan'zany fôgna kô no ameloman'ny Zanaka ze teny. \v 22 Fa ny Ray de tsy mitsara n'iza n'iza, fa nomeny ny Zanaka ny fitsarana daôly \v 23 mbô hanajan'ny daôly ny Zanaka salan'ny hanajan-jareo ny Ray. Ze tsy manaja ny zanaka de tsy manaja le Ray nagniraka an'Azy.
|
Loading…
Reference in New Issue