auto save
This commit is contained in:
parent
32a4e14a34
commit
0da97aef56
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Teo amin'ny faha enim-bolana, de nirahin'Andriamanitra ny anjeliy Gabriela nankaigny amin'ny tanàna raika tao Galilia antsovina hoe Nazareta, ha aigny amin'le virjiny raika ze fofom-badina leila antsovina hoe Josefa. Agnisan'ny taranak'i Davida izy, ary ny agnaran'le virjiny de Maria. Nankeo amin'azy izy ary niteny hoe: "Arahaba, ry le nohasoavina indrindra! Ny Tompo ho akoa
|
||||
Teo amin'ny faha enim-bolana, de nirahin'Andriamanitra ny anjeliy Gabriela nankaigny amin'ny tanàna raika tao Galilia antsovina hoe Nazareta, ha aigny amin'le virjiny raika ze fofom-badina leila antsovina hoe Josefa. Agnisan'ny taranak'i Davida izy, ary ny agnaran'le virjiny de Maria. Nankeo amin'azy izy ary niteny hoe: "Arahaba, ry le nohasoavina indrindra! Ny Tompo ho akao aminao." Fa tegna very hevitra tamin'ny teniny izy nagnotany tegna hoe karazana ferabana ôtran'ino kô zany.
|
Loading…
Reference in New Issue