diff --git a/20/41.txt b/20/41.txt index d262be5..7e83a17 100644 --- a/20/41.txt +++ b/20/41.txt @@ -1 +1 @@ -Jesosy niteny an'azy reo hoe: Akôry no ilazan'jareo fa Kristy de zanaka lahin'i D \ No newline at end of file +Jesosy niteny an'azy reo hoe: Akôry no ilazan'jareo fa Kristy de zanaka lahin'i Davida. Fa Davida tegnany no niteny tao amin'ny bokin'ny Salamo hoe: Ny Tompo niteny tamin'ny Tompoko hoe: "Mipetrà akeo antagnako ankavanana, mandrapagnanôvako ny favalonao ho fitôran-tongotrao. \ No newline at end of file