auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-29 19:50:38 +08:00 committed by root
parent 809384ecb3
commit 04236175e1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 Ôtran'ze tenao hataon'ny ôla aminao, de tokony hataonao am'jareo kô zany. \v 32 Raha ze ôla te an'nao fôgna no tiavinao, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na ny mpanota aza mba te an'ze te azy kô. \v 33 Rafa am'ze ôla magnano soa an'nao fôgna enao no magnano soa, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na \v 34 ny mpanota aza de magnano salan'zany. Raha tsy mampindrana afa-tsy am'ze ôla hatenaigna fa hamerina an'zany aminao fôgna enao, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na ny mpanota aza mampindrana ny mpanota, mba hahazôgna salan'zany kô. \v 31 Ôtran'ze tenao hataon'ny ôla aminao, de tokony hataonao am'jareo kô zany. \v 32 Raha ze ôla te an'nao fôgna no tiavinao, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na ny mpanota aza mba te an'ze te azy kô. \v 33 Rafa am'ze ôla magnano soa an'nao fôgna enao no magnano soa, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na ny mpanota aza de magnano salan'zany. \v 34 Raha tsy mampindrana afa-tsy am'ze ôla hatenaigna fa hamerina an'zany aminao fôgna enao, ino no soa ho azonao am'zany? Fa na ny mpanota aza mampindrana ny mpanota, mba hahazôgna salan'zany kô.