diff --git a/23/18.txt b/23/18.txt index 0445bc6..48c2211 100644 --- a/23/18.txt +++ b/23/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 Fa niara-nikikika mafy zareo, nagnano hoe: "Ento aigny io leila io, ary avotsory ho an'nay Barabasy!" Barabasy de leila raika ze nampidirigna am-ponja nohon'ny fikomiana betsaka takao an-tanàna sy famonoana ôla. \ No newline at end of file +\v 18 Fa niara-nikikika mafy zareo, nagnano hoe: "Ento aigny io leila io, ary avotsory ho an'nay Barabasy!" \v 19 Barabasy de leila raika ze nampidirigna am-ponja nohon'ny fikomiana betsaka takao an-tanàna sy famonoana ôla. \ No newline at end of file diff --git a/23/20.txt b/23/20.txt index 1a054ed..4a0dc7f 100644 --- a/23/20.txt +++ b/23/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 \v 22 Ary nitare tamin-jareo ndre Pilato, nangniry ny hamotsotra an'i Jesosy. Saingy nitabataba mafy zareo, nitare hoe: "Homboy Izy, homboy Izy." Nitare tamin-jareo fanintelony izy hoe: "Magnino, fa ino no ratsy vitan'ty leila ty? Tsy nahita na ino na ino ze mendrika sazy famonoana takao amin'Azy za. Noho zany rafa avy magnafay an'Azy, de hamotsotra an'Azy za." \ No newline at end of file +\v 20 Ary nitare tamin-jareo ndre Pilato, nangniry ny hamotsotra an'i Jesosy. \v 21 Saingy nitabataba mafy zareo, nitare hoe: "Homboy Izy, homboy Izy." \v 22 Nitare tamin-jareo fanintelony izy hoe: "Magnino, fa ino no ratsy vitan'ty leila ty? Tsy nahita na ino na ino ze mendrika sazy famonoana takao amin'Azy za. Noho zany rafa avy magnafay an'Azy, de hamotsotra an'Azy za." \ No newline at end of file diff --git a/23/23.txt b/23/23.txt index 579b7b9..442d7b5 100644 --- a/23/23.txt +++ b/23/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 \v 25 Fa zareo nagnizingizigna tamin'ny feo avo, nangataka an'Azy mbô homboana. Ny feon-jareo de nandresy latra an'i Pilato. Ka de nanapa-kevitra ny haneky ny fangatahan-jareo Pilato. Navotsony le raika nangatahin-jareo ze nalefa taigny am-ponja nohon'ny fikomiana sy famonoana ôla. Fa natolony ho amin'ny Sitrapon-jareo Jesosy. \ No newline at end of file +\v 23 Fa zareo nagnizingizigna tamin'ny feo avo, nangataka an'Azy mbô homboana. Ny feon-jareo de nandresy latra an'i Pilato. \v 24 Ka de nanapa-kevitra ny haneky ny fangatahan-jareo Pilato. \v 25 Navotsony le raika nangatahin-jareo ze nalefa taigny am-ponja nohon'ny fikomiana sy famonoana ôla. Fa natolony ho amin'ny Sitrapon-jareo Jesosy. \ No newline at end of file diff --git a/23/26.txt b/23/26.txt index 735b68b..ad31172 100644 --- a/23/26.txt +++ b/23/26.txt @@ -1 +1 @@ -Ary teo am-pitondrana an'Azy zareo, de nitàna an'i Simona avy aigny Syrenie, ze avy aigny ambanivotra, ary napetrak'zareo takeo amin'azy ny hazofijalena mbô ho entiny, nagnaraka an'i Jesosy. \ No newline at end of file +\v 26 Ary teo am-pitondrana an'Azy zareo, de nitàna an'i Simona avy aigny Syrenie, ze avy aigny ambanivotra, ary napetrak'zareo takeo amin'azy ny hazofijalena mbô ho entiny, nagnaraka an'i Jesosy. \ No newline at end of file diff --git a/23/27.txt b/23/27.txt index 503eba5..d199ff4 100644 --- a/23/27.txt +++ b/23/27.txt @@ -1 +1 @@ -Betsaka tam'reo vahôka, sy reo vevavy ze nalaelo mafy sy nisaona an'Azy, no nagnaraka an'Azy. Fa rafa nitodika taigny amin-jareo, de nitare Jesosy hoe: "Ry zanakavavin'i Jerosalema, aza mitomany Anà, fa mitomane ho an'ny tegnanareo sy ho an'reo zanakareo. \ No newline at end of file +\v 27 Betsaka tam'reo vahôka, sy reo vevavy ze nalaelo mafy sy nisaona an'Azy, no nagnaraka an'Azy. \v 28 Fa rafa nitodika taigny amin-jareo, de nitare Jesosy hoe: "Ry zanakavavin'i Jerosalema, aza mitomany Anà, fa mitomane ho an'ny tegnanareo sy ho an'reo zanakareo. \ No newline at end of file diff --git a/23/29.txt b/23/29.txt index d1e69bb..af97e81 100644 --- a/23/29.txt +++ b/23/29.txt @@ -1 +1 @@ -Fa indro, ho avy ny andro ze hitinenan-jareo hoe: 'Sambatra reo momba sy reo kibo ze tsy niteraka, ary ny nono ze tsy nampinono zaza.' Ary de hagnomboka hitare am'reo tendrombotra zareo hoe: 'Menjerà aminay,' ary amin'ny tanety hoe: 'Magnarôna an'nay.' Fa raha magnano an'zany ra zany zareo raha mbôla maitso ny kakazo, ino no hitranga rafa maigna zany?" \ No newline at end of file +\v 29 Fa indro, ho avy ny andro ze hitinenan-jareo hoe: 'Sambatra reo momba sy reo kibo ze tsy niteraka, ary ny nono ze tsy nampinono zaza.' \v 30 Ary de hagnomboka hitare am'reo tendrombotra zareo hoe: 'Menjerà aminay,' ary amin'ny tanety hoe: 'Magnarôna an'nay.' \v 31 Fa raha magnano an'zany ra zany zareo raha mbôla maitso ny kakazo, ino no hitranga rafa maigna zany?" \ No newline at end of file diff --git a/23/32.txt b/23/32.txt index dcf0139..90f5345 100644 --- a/23/32.txt +++ b/23/32.txt @@ -1 +1 @@ -Nisy leila hafa, olon-dratsy anakiroa, nentina niaraka tamin'Azy mbô ho vonoina. \ No newline at end of file +\v 32 Nisy leila hafa, olon-dratsy anakiroa, nentina niaraka tamin'Azy mbô ho vonoina. \ No newline at end of file diff --git a/23/33.txt b/23/33.txt index 5021a0e..811ec1d 100644 --- a/23/33.txt +++ b/23/33.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa tonga takeo amin'ny tôrana raika ze antsovina hoe: "Ikarandoha" zareo, de takeo no nagnomboan-jareo an'Azy, sy reo ôlon-dratsy - ny raika takeo amin'ny ankavanany ary ny raika takeo amin'ny ankaveny. Jesosy nitare hoe: "Ray ô, mamelà an-jareo, fa tsy fanatr'zareo ze ataony." Avekeo de niloka zareo, naizarazara reo fitafeny. \ No newline at end of file +\v 33 Rafa tonga takeo amin'ny tôrana raika ze antsovina hoe: "Ikarandoha" zareo, de takeo no nagnomboan-jareo an'Azy, sy reo ôlon-dratsy - ny raika takeo amin'ny ankavanany ary ny raika takeo amin'ny ankaveny. \v 34 Jesosy nitare hoe: "Ray ô, mamelà an-jareo, fa tsy fanatr'zareo ze ataony." Avekeo de niloka zareo, naizarazara reo fitafeny. \ No newline at end of file diff --git a/23/35.txt b/23/35.txt index 4e0f8b4..b1de5e5 100644 --- a/23/35.txt +++ b/23/35.txt @@ -1 +1 @@ -De nitsangana nijery takeo reo ôla raha mbôla nagnanihany an'Azy kô reo mpanapaka, nitare hoe: "Namonjy an'reo hafa Izy. Avelao Izy hamonjy ny tegnany, raha Izy no Kristin'Andriamanitra, le raika vôfidy." \ No newline at end of file +\v 35 De nitsangana nijery takeo reo ôla raha mbôla nagnanihany an'Azy kô reo mpanapaka, nitare hoe: "Namonjy an'reo hafa Izy. Avelao Izy hamonjy ny tegnany, raha Izy no Kristin'Andriamanitra, le raika vôfidy." \ No newline at end of file diff --git a/23/36.txt b/23/36.txt index 3f25905..8c0256d 100644 --- a/23/36.txt +++ b/23/36.txt @@ -1 +1 @@ -Reo miaramila iany kô de nagnala baraka an'Azy, nagatona an'Azy, nagnome an'Azy vinaikitra, ary nitare hoe: "Raha Anao no mpanjakan'ny Jiosy, vonjeo ny tegnanao." Nisy famantarana iany kô takeo agnambony hoe: "Ty no mpanjakan'ny Jiosy." \ No newline at end of file +\v 36 Reo miaramila iany kô de nagnala baraka an'Azy, nagatona an'Azy, nagnome an'Azy vinaikitra, \v 37 ary nitare hoe: "Raha Anao no mpanjakan'ny Jiosy, vonjeo ny tegnanao."\v 38 Nisy famantarana iany kô takeo agnambony hoe: "Ty no mpanjakan'ny Jiosy." \ No newline at end of file diff --git a/23/39.txt b/23/39.txt index 8bbf102..2954347 100644 --- a/23/39.txt +++ b/23/39.txt @@ -1 +1 @@ -Ny raika tam'reo ôlon-dratsy ze nisangatona takeo no namingavinga an'Azy tamin'ny nitinenany hoe: "Tsy anao ma no Kristy? Vonjeo ny tegnanao sy zahay." Fa ny anakiray nitare mafy an'azy, nagnano hoe: "Tsy mbô matatra an'Andriamanitra ma anao, raha samy ambanin'ny fagnamelôna mitovy iany? Tsika de aketo ara-drarigny tokoa, satria mandray ze mendrika ny asantsika tsikana. Fa ty leila ty tsy nagnano ra ratsy." \ No newline at end of file +\v 39 Ny raika tam'reo ôlon-dratsy ze nisangatona takeo no namingavinga an'Azy tamin'ny nitinenany hoe: "Tsy anao ma no Kristy? Vonjeo ny tegnanao sy zahay." \v 40 Fa ny anakiray nitare mafy an'azy, nagnano hoe: "Tsy mbô matatra an'Andriamanitra ma anao, raha samy ambanin'ny fagnamelôna mitovy iany?\v 41 Tsika de aketo ara-drarigny tokoa, satria mandray ze mendrika ny asantsika tsikana. Fa ty leila ty tsy nagnano ra ratsy." \ No newline at end of file diff --git a/23/42.txt b/23/42.txt index 4a2d1c9..e96ea60 100644 --- a/23/42.txt +++ b/23/42.txt @@ -1 +1 @@ -Avekeo izy nitare hoe: "Jesosy ô, tadidio za rafa tonga aigny amin'ny fanjakanao Anao." Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Taraviko marina aminao, fa gniany anao de hiaraka aminà aigny am-paradisa." \ No newline at end of file +\v 42 Avekeo izy nitare hoe: "Jesosy ô, tadidio za rafa tonga aigny amin'ny fanjakanao Anao."\v 43 Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Taraviko marina aminao, fa gniany anao de hiaraka aminà aigny am-paradisa." \ No newline at end of file diff --git a/23/44.txt b/23/44.txt index c8d38cd..e5c3523 100644 --- a/23/44.txt +++ b/23/44.txt @@ -1 +1 @@ -Ary ora faenina teo ho eo tam'zany, ary ny aizigna avy nandrakotra ny tany manontolo hatramin'ny ora fasivy raha ne maizigna ny hazavan'ny masoandro. Avekeo ny lamban'ny tempoly de nizara avy takeo ampovôny. \ No newline at end of file +\v 44 Ary ora faenina teo ho eo tam'zany, ary ny aizigna avy nandrakotra ny tany manontolo hatramin'ny ora fasivy \v 45 raha ne maizigna ny hazavan'ny masoandro. Avekeo ny lamban'ny tempoly de nizara avy takeo ampovôny. \ No newline at end of file diff --git a/23/46.txt b/23/46.txt index bcea1cd..503aef2 100644 --- a/23/46.txt +++ b/23/46.txt @@ -1 +1 @@ -Nikikika tamin'ny feo mafy, Jesosy nitare hoe: "Ray ô, akeo an-tagnanao no ametrahako ny fagnahiko." Rafa avy nitare an'zany, de maty Izy.Rafa tazagn'le kapitey ny ra nitranga, de nagnome voninatra an'Andriamanitra izy, nitare hoe: "Azo antoka tokoa fa ôlo-marina ty leila ty." \ No newline at end of file +lò\v 46 Nikikika tamin'ny feo mafy, Jesosy nitare hoe: "Ray ô, akeo an-tagnanao no ametrahako ny fagnahiko." Rafa avy nitare an'zany, de maty \v 47 Izy.Rafa tazagn'le kapitey ny ra nitranga, de nagnome voninatra an'Andriamanitra izy, nitare hoe: "Azo antoka tokoa fa ôlo-marina ty leila ty." \ No newline at end of file diff --git a/23/48.txt b/23/48.txt index 6db9349..162edda 100644 --- a/23/48.txt +++ b/23/48.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa tazagn'reo vahôka daôly ze niara-tonga ho vavolombelona nagnatri-maso reo ra nitranga reo, de niverigna niteha-tratra zareo. Fa reo daôly ze nafantatra an'Azy, sy reo vevavy ze nagnaraka an'Azy avy aigny Galilia, de nitsangana taigny alavidavitra, nijery an'zany ra zany. \ No newline at end of file +\v 48 \v 49 Rafa tazagn'reo vahôka daôly ze niara-tonga ho vavolombelona nagnatri-maso reo ra nitranga reo, de niverigna niteha-tratra zareo. Fa reo daôly ze nafantatra an'Azy, sy reo vevavy ze nagnaraka an'Azy avy aigny Galilia, de nitsangana taigny alavidavitra, nijery an'zany ra zany. \ No newline at end of file diff --git a/23/50.txt b/23/50.txt index f2c0253..54ac5e1 100644 --- a/23/50.txt +++ b/23/50.txt @@ -1 +1 @@ -Ary indro, nisy leila raika antsôvina hoe Josefa, ze mpikambagna takao amin'ny Synedriona. Ôla tsara sady marina izy. Io leila io de tsy nangeky ny fanapa-kevitry ny Synedriona sy ny asan-jareo. Avy aigny amin'ny tanànan'ny Jodiana taigny Armatia izy; ary izy de nikatsaka ny fanjakan'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 50 \v 51 Ary indro, nisy leila raika antsôvina hoe Josefa, ze mpikambagna takao amin'ny Synedriona. Ôla tsara sady marina izy. Io leila io de tsy nangeky ny fanapa-kevitry ny Synedriona sy ny asan-jareo. Avy aigny amin'ny tanànan'ny Jodiana taigny Armatia izy; ary izy de nikatsaka ny fanjakan'Andriamanitra. \ No newline at end of file