\v 16 Betsaka amin'ny vahôkan'Israely no hitodika amin'ny Tompo Andriamanitr'izy reo. \v 17 Hande akeo agnolohan'ny taren'ny Tompo amin'ny fagna sy ny herin'Elia izy. Zany no atôny de ny mba hitodihan'ny fon'ny ray amin'ny zanaka, mba handehanan'reo ze tsy mankatô amin'ny lalan'ny fahendren'ny marina - mba hagnomanana vahôka efa vognona ho an'ny Tompo no homanina ho an'Azy.