2020-04-30 15:50:07 +00:00
|
|
|
\v 12 \v 13 Namaly an'azy Jesosy, nitare hoe: "Efa nambara hoe: 'Aza miaka fagnahy ny Tompo Andriamanitrao.'" Rafa vita ny fangalan'ny devoly fagnahy an'i Jesosy, de lasana izy ary nandao an'Azy ambara pahatongan'ny fotôna hafa.
|